Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: finday  (Lu 641 fois)
Rakotomamonjy

Messages: 3


finday
« le: 17-01-2005 à 06:45:00 »
Citer en réponseCitation

Raha ny fahazoako azy dia ny teny vahiny "portable" no nentina nandika an'io porter = mitondra, entina izany ilay fitaovana, dia izay no mahay finday azy, izany hoe azo entina ilay fitaovana fifandraisan-davitra maoderina.
Signaler au modérateur   Journalisée
Haja
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 20-01-2006 à 15:50:00 »
Citer en réponseCitation

finday dia hoe fitondra fa tsy mitondra.Raha ny portable anefa no adika arabakiteny dia hoe azo entina.Telephone portable izy io fa efa noafoezina dia lasa portable.Raha adika amin ny teny gasy izany dia tokony hoe telephone entina => telephone fitondra => fitondra raha afoezina.Tsy mahadika ny heviny anefa io fa mahadika arabakiteny . Ny Fixe dia telephone antaribý , oh:miantso antariby .Amin ity indray mitoraka ity raha arakeviny dia hoe miantso an' onja .Dia mety lasa hoe telephone an 'onja indray ilay izy.Raha izaho no anontaniana dia gasiko ny hoe portable , dia ataoko hoe portable ihany amin ny teny gasy
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Feedback Form