|
Rakotomamonjy
Messages: 3
|
 |
finday
« le: 17-01-2005 à 06:45:00 » |
Citation |
Raha ny fahazoako azy dia ny teny vahiny "portable" no nentina nandika an'io porter = mitondra, entina izany ilay fitaovana, dia izay no mahay finday azy, izany hoe azo entina ilay fitaovana fifandraisan-davitra maoderina.
|