 |
- no title -
« Réponse #1 le: 21-02-2005 à 16:05:00 » |
Citation
|
toa ireo teny rehetra no gasina io fahalalako azy satria jereo fa "metis" teny frantsay ary "metisy" no teny nentina ambara azy ny malagasy dia manana teny milaza io "safiotra "no ilazana ny zaza terak'olona tsy mitovy fiaviana na firazanana.Izay aryo
|