Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: vita gasy  (Lu 1077 fois)
Arisoa Randrianasolo

Messages: 3


vita gasy
« le: 30-10-2004 à 06:56:00 »
Citer en réponseCitation

Mahagaga sy mahatalanjona ny fihevitrin'ny namana Malagasy sasany. Ho an'izy ireo mantsy rehefa zavatra vita malagasy dia ratsy avokoa, ny vita vazaha ihany hono no tsara. Isika monina aty am-pita no tena betsaka manao izany rehefa mba mody na manao fialan-tsasatra any Madagasikara. Amiko dia tena fanaovana tsinotsinona ny maha Malagasy izany, betska ny zava-bita Malagasy no tsara, raha tsy hitehny afa- tsy ny lamba landy, ny kitapo hoditra , ny rary sy ny sisa isika. Ary matetika aza dia tadiavin'ny vazaha sy vidian-dry zareo lafo mihitsy izy ireny. Koa isika nanatera-kira indray ve ni hilaza tsy mahay mandihy. Aza tsinotsiniavina re ny taozavatra Malagasy fa mba manana ny hasiny sy afaka mifaninana amin'ny vita vazaha ihany ny akamaroan'izy ireny.
Signaler au modérateur   Journalisée
Rasamoely tsiry
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 16-01-2005 à 11:04:00 »
Citer en réponseCitation

Ny mahavariana dia ity! rehefa mody maka andro fialan-tsasatra any an-tanindrazana izahay mianakavy dia feno fireharehana ery manao ny vita malagasy na fitafy izany na fitaovana, eny hatraty am-pita aza, fa ny havana mipetraka any an-tanindrazana indray no miandrandra mafy ny haingom-bazaha, izao mantsy ny mampalahelo dia ity, efa nipetraka nandritra ny taona maro tany afrika izahay, ny afrikana na andro na alina dia manao ny boubou sy ny kaba sns rizareo ary tsy mitsiriritra akory ny an'ny hafa. Ny antsika malagasy sady mitsiriritra ny an'ny aty ivelany no manaratsy koa ny an'ny tena. Mampalahelo ny toe-tsaina, tiavo ny antsika fa tena soa sy kanto.
Signaler au modérateur   Journalisée
Romualdine
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 29-03-2005 à 22:15:00 »
Citer en réponseCitation

Ny zavatra vita malagasy akory tsy hoe ratsy fa misy ny sasany kosa izay tsy azo lavina dia zara fa vita ka tsy maharitra> Tena marina fa mampirehareha tokoa ny mitafy zavatra vita gasy satria izaho aty Anglette dia hitako fa mampisongadina ny mitafy zavatra avy any madagascar sady malahelo ny sakafo malagasy izay tsy hita aty Angleterre aho toy ny ravitoto sy ny anana sns...
Signaler au modérateur   Journalisée
ben
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 20-07-2005 à 12:53:00 »
Citer en réponseCitation

Marina raha any dago isika maro ny mitady lalana hivoaka aty ivelany satria efa tsyzaka intsony ny vidi-piainana sady reharehantsika malagasy ny mitafy sy manao zavatra avy aty ivelany "importer"raha ao madagascar ianao,nefa kosa raha aty ivelany ianao ka manao zavatra vita gasy anjaranao indray no mirehareha eo anatrehan'ny vazaha noho izany ny zavatra vita gasy dia misy lanjany.ekeko fa maro ny zavatra vita gasy mora simba tsy maharitra raha mividy ny mora indrindra ianao nefa raha mividy ny lafo indrindra ianao dia ho hitanao fa mateza"le bon choix lemeilleur qualite en bon prix"
Signaler au modérateur   Journalisée
voangy
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 19-11-2005 à 23:46:00 »
Citer en réponseCitation

MbolatsaraIzaho dia miaramiombokevitra aminireto Gasy havako etsy ambony fa mankasitraka ny zavabita gasy fa saingy indrisy fa tsy haiko tompoko ny toerana tokony ahitako zavatra vita gasy aty a ANGLETERA.Mba ampio aho fa tena mila anizany.
Signaler au modérateur   Journalisée
James007
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 03-01-2006 à 18:36:00 »
Citer en réponseCitation

Izaho dia tia zavatra gasy ary mizesta mihintsy ary rahefa vita tsara,misy zavatra sasany anefa oh film,DVD,CD sns... dia mahamenatra satria sady tsy maharitra ilay izy,no ratsy hany ka aleoko tsy miteny intsony satria GASY am-plus koa moa dia lafo be,le sujets ny films sasany moa dia mijery in-1 dia mijery hoe iza no mpanoratra dia systematiquement hainoa ny tantara manaraka andramo anie ny mijery kung- fu gasy eh?
Signaler au modérateur   Journalisée
Diary
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 24-03-2006 à 17:01:00 »
Citer en réponseCitation

MANAHOANA daholo nareo za dia mitady recette malagasy ataoko amin'ny projet ako ka ze manana recetty malagasy dia mba manorato azafady misoatra de mialoha
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Feedback Form