Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
Pages: [ 1 2 ]
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: ny teny malagasy  (Lu 1205 fois)
RANDRIANASOLO Solofoarisina Arisoa

Messages: 3

ny teny malagasy
« le: 11-09-2004 à 04:02:00 »
Citer en réponseCitation

mipetraka aty amerika ny tenako ny marina kokoa aty texas, mpianatra eo amin,ny 24 eo zahay no atyary miteny malagasy rehefa mifanena. Maheno anay miresaka @ fitenin-drazantsika ny vazaha dia talanjona, satria lazainy fa toy ny olona mihira hono isika malagasy rehefa miteny sa mahafinaritra hono ny mihaino antsika miresaka indrindra sy mihira. Koa mampirisika ny Malagasy rehetra monina ivelan'ny Madagasikara ny tenako mba hanadratra avo io teny malagasy io fa isan'ny harena iavantsika @ maro izy io
Signaler au modérateur   Journalisée
NIRY
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 12-09-2004 à 19:30:00 »
Citer en réponseCitation

Faly miarahaba anareo rehetra mpamaky aho ny ahy ny tena mampalahelo amiko dia indrindra ireo Malagasy eto Paris ny ankizy tsy avela miteny Malagasy fa satria manana nationalité Frantsay hono mihevaheva ny fotopisainany ,asa na efa nahita zanaka Sinoa na zanaka Arabe miresaka samy izy miteny Frantsay tsy mety izany aminy fa isika Malagasy dia hafa kely tsy dia lalintsaina loatra fa matikambo mampalahelo
Signaler au modérateur   Journalisée
mamitianahenria@yahoo.fr
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 15-09-2004 à 10:15:00 »
Citer en réponseCitation

Mbola maro amin'ny malagasy izay monina na mandalo eto Frantsa no mieritreritra fa fahasambarana no iainan' ny malagasy aty.Kanefa rehefa tena mandalina tsara dia ny mifanohitra @ izany ny fiainana eto.Asa sy trano fonenana no tena hozatra be.Koa mandinihy tsara ry mpiray tanindrazana maniry ny honina aty an-dafy!Tsy misy zavatra azo mora2 aty eh!
Signaler au modérateur   Journalisée
rivo
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 25-09-2004 à 13:03:00 »
Citer en réponseCitation

Ny tenako dia aty Russie fa tsy any France ,araka ny resaka ery ambony dia tokony hasandratra ny teny gasy io dia marina satria tsy misy amantarana ano raha tsy ny teninao .Ny aty Russie aloha rehefa mifanena izahay dia teny gasy no atao fa tsy teny Russe e!Saingy aty dia misy ihany koa ireo zanaka gasy tsy mahay teny gasy na a aza ,satria tsy avelan'ny raiamand-reniny hiteny gasy fa amin'ny ankapobeny samy manandratra ny teny gasy izahay aty .
Signaler au modérateur   Journalisée
Tiana
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 27-09-2004 à 19:32:00 »
Citer en réponseCitation

Marina daholo ireo tsikera teo aloha ireo, fa ny ankizy ao amin'ny fianakavianay mipetraka eto Paris tsy mahay miteny gasy, ireo ray aman-dreny mihintsy no tsy miteny gasy amin-janany, fa efa takaitra hatrany Madagasikara io manandratra sy mirehareha amin'ny tenin'ny hafa io, tarazon'ny fanjanahan-tany,koa mampirisika antsika aty ivelan'i Mada aho hiteny gasy isaky ny mifanena na dia tsy mifankahalala aza, fa io no tokony hifankahalalantsika aty.
Signaler au modérateur   Journalisée
Tiana
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 27-09-2004 à 19:33:00 »

hery
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 11-10-2004 à 16:06:00 »
Citer en réponseCitation

zay dia eto paris , fa ny ankizy dia ampitenenana gasy sy ampianarina ny fomba gasy , misy ihnay aloha ny gasy miseho ho vaza fa tonga dia lazainay hoe mba mitenena ny gasy e , ary ilain'ny ankizy io satria @zay izy mihevitra fa any ho any no tena fiaviny fa fandalovana ny eto
Signaler au modérateur   Journalisée
Sahondra
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 08-01-2005 à 15:14:00 »
Citer en réponseCitation

Sompatra
Signaler au modérateur   Journalisée
Rasamoely tsiry
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 16-01-2005 à 10:50:00 »
Citer en réponseCitation

Mazava be toy ny masoandrobenanahary fa ny R&R no mahatonga ny zaza tsy hiteny gasy intsony , ny anay ny ankizy miteny gasy satria tsotra fotsiny miteny gasy izahay ato an-trano
Signaler au modérateur   Journalisée
kANTO
Messages: 281

- no title -
« Réponse #1 le: 23-02-2005 à 15:03:00 »
Citer en réponseCitation

Miarahaba an-tsika rehetra, ny tenanay dia monina eto Paris ary tena gaga tokoa @ toen-tsaina ny gasy sasany monina eto. Toa henatra mihitsy izany ankizy miteny gasy izany, ny ahy 4 ny zanakay fa dia mahay miteny gasy daholona ary hampafantarinay azy ireo fa gasy foana izy na manana nationalité frantsay aza, koa tsara fantan-tsika ray @ dreny fa ny any hafa aza ianarana koa ny an'ny tena indray ve no hariana? tsarovy fa hanenina ianareo satria hanome tsiny ireo zanakareo hoe manino izahay no tsy mba nampianarinareo teny gasy!
Signaler au modérateur   Journalisée
Pages: [ 1 2 ]
  Répondre  |  Envoyer ce fil  

Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony