|
Simon Barijaona
Messages: 1
|
 |
ankorahotra
« le: 12-08-2004 à 10:32:00 » |
Citation |
Teny ilazana ny toerana fanariana fako na "ordures"
|
|
|
|
|
|
niry
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 14-08-2004 à 17:22:00 » |
Citation
|
salama !fa inona no dikan 'nyteny hoe fanariampako , tsy maninona raha atao hoe zaoridira toa ny hoe seza na latabatra televisiona nefa tsy hay izay tian'ny olona lazaina
|
|
|
|
|
|
Merinaforever
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 14-08-2004 à 23:44:00 » |
Citation
|
Malahelo aho milaza aminao fa tsy tsara ny mampiditra teny vahiny ao amin'ny tendrazantsika.Ny efa mby eo aza efa tsy hita izay hanaovana azy.Ny tele izao dia efa tsara ny nahitana teny toy ny hoe fahitalavitra.Ny seza tokony hantsoina hoe akalana,ny latabatra tokony hantsoina hoe lambanana,satria ireo ny fitaovana "ara-tantara" nampiasaina mba hihinanankanina,sy ipetrapetrahana.Ny "salon moa dia efitra fandraisambahiny na "avara-patana",etc etc.Ka dia aoka samy hiezaka isika tsirairay avy misaotra.
|
|
|
|
|
|
M.E
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 10-09-2005 à 10:15:00 » |
Citation
|
Fa maninona ange ny olona tsirairay na ny isam-pokontany ,no tsy miezaka mijery izay olona ahiahiana ho ratsy , ka mitady hisompatra ny hafa sy ny hitady ny tsy hisian'ny fahandriam-pahalemana ê .*tokony samy miezaka ny rehetra .MISAOTRA TOMPOKO
|
|
|
|
|
|
Tanjona
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 29-03-2005 à 10:55:00 » |
Citation
|
Raha dinihina izy ity dia misy famarinana ny teny voalazanao nefa toa mifanohitra amin'ny teny no lazai'ny tompokolahy Hajaina "DOX".
|
|
|
|
|
|
M.E
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 10-09-2005 à 10:15:00 » |
Citation
|
Fa maninona ange ny olona tsirairay na ny isam-pokontany ,no tsy miezaka mijery izay olona ahiahiana ho ratsy , ka mitady hisompatra ny hafa sy ny hitady ny tsy hisian'ny fahandriam-pahalemana ê .*tokony samy miezaka ny rehetra .MISAOTRA TOMPOKO
|
|
|
|
|
|
Balita
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 18-08-2005 à 15:38:00 » |
Citation
|
tiaako asiana fanazavana kely fotsiny ilay teny hoe fanariampako, fako no fototeny hita ao , ny teny hoe zaoridira dia teny frantsay nogasiana : avy amin*ny hoe :Ordures :fako hoy isika malagasy
|
|
|
|
|
|
balita
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 18-08-2005 à 15:42:00 » |
Citation
|
tohiny ilay fanairampako ihany azo atao koa no miteny hoe lava-piringa ;
|
|
|
|
|
|