Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: aterineto = online, en ligne  (Lu 601 fois)
ombalahimandinika

Messages: 281


aterineto = online, en ligne
« le: 26-10-2003 à 22:10:00 »
Citer en réponseCitation

Misy namana be vazivazy ao @ ny serasera.org ao, (tandremo kanefa fa ny vazivazy mazána fototra ipoirana fahamarinana mitombona an), nampiasa ny teny hoe Anterinety na Aterineto ilazana ny Internet. Mikaroka ny andikana ny "online" na en ligne" aho dia toa tsy mahasosotra ilay hoe "aterineto". Raha mandeha tsara ny milina sy ny sisa rehetra ao ambadika ao, eo no ho eo dia tonga eo ambany masonao ilay tadiavina, izany hoe aterina eto izany. Ahoana ary ny hevitrareo? Adihevitra aterineto?
Signaler au modérateur   Journalisée
doggy
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 29-01-2004 à 14:45:00 »
Citer en réponseCitation

Manao aôna daolo,Tsara ilay fanamarihana fa efa tafiditra ao @ rakibolna malagasy ny teny hoe anterineto :"internet"
Signaler au modérateur   Journalisée
nico
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 28-11-2003 à 14:23:00 »
Citer en réponseCitation

tena mitovy hevitra aminao aho, tsara tokoa ilay hoe aterineto, ny imail indray na mel dia atao hoe imailaka, satria mailaka tsy misy ohatran'izany ny souris indray angaha tonga dia atao hoe totozy
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony