|
lulu
Messages: 3
|
 |
Fihavian'ny Malagasy
« le: 20-10-2003 à 14:10:00 » |
Citation |
Araka ny nahatongavan'ny olona voalohany teto io, fa ny azo lazaina dia teo @ fomba fiteny no tena nampanakaiky antsika t@ Indoneziana, na Malézianina, nefa nisy koa ireo Arabo, Afrikana, tany an-tsiraka tany no niantsona, dia izany no tsy mampitovy antsika. Manampy trotraka koa ny "endogamie"(fifanambadian'ny samy iray fihaviana)izay fomba iray tsy hisian'ny métissage. Izay no mba kely haiko dia zaraiko aminao.
|