Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: vita gasy  (Lu 712 fois)
fijo

Messages: 7


vita gasy
« le: 02-09-2003 à 02:12:00 »
Citer en réponseCitation

manao ahoana daholo.Ny tena tiako resahina eto dia ny vokatry ny tany malagasy.Aty an-dafy dia tena arovana mafy ny "produit des terroires".ny dovay ny sakafo sns.Ny an-tsika gasy anefa,ny toaka gasy sy ny paraky gasy dia atao haza lambo eo amin'ny tsena.Mahagaga mihintsy io toetran-tsika gasy io.Ao italy ao anefa misy mamokatra "eau de vie"izay anaty tavoahangy manga no ivarotany azy,ary misy sary vorondolo izay ilay izy,ny vidiny dia 150ff.Raha misotro azy io anefa ianao dia ho gaga fa dia ireny toaka gasy lohany ireny mihintsy ny tsirony sy ny fofony.Ary dia tena tian'ny olona ilay izy.Koa inona no manakana an-tsika tsy hivarotra ny an-tsika?Mba hazavao ny saiko ra8 fa tena fanina aho izany.
Signaler au modérateur   Journalisée
Ravalo
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 20-09-2003 à 13:20:00 »
Citer en réponseCitation

tsy aleo ve ronono e
Signaler au modérateur   Journalisée
mazava
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 09-10-2003 à 15:25:00 »
Citer en réponseCitation

aza amporisihina ialahy hisotro toaka ny zanaky ny malagasy fa manimba izany
Signaler au modérateur   Journalisée
hary
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 02-07-2004 à 18:52:00 »
Citer en réponseCitation

Angamba mpankafy toaka ianao dia ny toaka no resahinao fa amiko tsy ny toaka ihany no tsara any @ntsika fa betsaka ny zavatra tena tsara tokony ho arovana sy atao izay hanaparitahana azy
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony