|
racliff
Messages: 281
|
 |
didi-poitra
« le: 04-05-2003 à 13:37:00 » |
Citation |
Maona aloha e! Hitanareo ihany ny olona taloha de somary menemenatra raha io fika io no resahina ,ka somary miala pas kely ihany izireo, tsy de lavitra loatra anie ny misy azy e!
|