|
rakolabe2002
Messages: 2
|
 |
makoa
« le: 28-03-2003 à 23:24:00 » |
Citation |
Ny makoa dia ireo taranaka " andevo" nampiasaina tamin'ny andron'dRanavalona voalohany. Tany amboalohany dia niasa sy nijaly toa an'ny andevo rehetra izy ireo , fa rehefa taty aoriana kosa , tamin'ny fanafoanana ny fanandevozana dia novotsorana daholo izy ireo ary nataon'i Ranavalona ho citoyen Malagasy Tanteraka.Avy any Mozambika daholo izy ireo.
|