Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: besavily,  (Lu 397 fois)
rakolabe2002

Messages: 2


besavily,
« le: 28-03-2003 à 23:20:00 »
Citer en réponseCitation

Mba fantatrareo hoe inona no atao hoe besavily ???besavily = ondry tompokolahy sy tompokovavy
Signaler au modérateur   Journalisée
Fanjaniaina Razafimbelo
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 19-10-2003 à 01:54:00 »
Citer en réponseCitation

Marina fa avy amin'ny teny Arabo ny teny sasany, fa nisy ny fiovana taty aoriana ka nahatonga ny hoe teny Malagasy, izay misy mifehy kosa anefa ankehitriny. Koa satria misy ny rafitra izay mifehy ny teny Malagasy ara-akademika, ny fanarahan-tsika izay rafitra izay no heveriko fa marina. Noho izany, Alatsinainy, Talata, Alarobia, Alakamisy, Zoma, Sabotsy ary Alahady no marina ara-ofisialy, mandrapaha-tapaky ny akademia Malagasy zavatra hafa indray.
Signaler au modérateur   Journalisée
Fanjaniaina Razafimbelo
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 19-10-2003 à 02:07:00 »
Citer en réponseCitation

Ny Fanahy no tena olombelona. Avy amin'ny Fanjakan'Andrimanitra izay nisy hatramin'ny mandrakizay ny Fanahy ary tonga amin'ny fisiana amin'ny fotoana hitorotoronona (conception), rehefa mifandray ny 'spermatozoide' sy ny 'ovule'. Toy ny vatantsika izay miforona ka miomana hivelona eto an-tany rehefa teraka, ny Fanahintsika koa dia miomana eto amin'ity tany ity amin'ny asa (soa, (fanompoana, fanatsarana ny fianakaviana, ny manodidina, izao tontolo izao...sns). Izany fiomanana izany dia amin'ny alalan'ny fampivelarana ny toetra ara-panahy eto an-tany (fitiavana, firaisan-kina, fitserana, fizarana izay hanana, fahadiovana, famelana, fahitsiana, fahamarinana...), mba hahafahany mivelatra rehefa teraka (amin'ny alalan'ny fahafatesana) amin'ny fiainana ao aorian'ity fiainana mety maty ity.
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony