|
gasy
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 02-04-2003 à 09:24:00 » |
Citation
|
amiko ny vady de andefimandry ao an-trano, fa ny sakaiza le tsy entina miditra ao an-tokatrano ka io ndray arakaraka ny fitiavana azy, ra ny hiafarana no jerena de aleo lavitra alony maty sakaiza e satria iny mety hanody araka ny fiteny
|