|
Bitro_Mafana_Be
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 10-03-2003 à 23:38:00 » |
Citation
|
Eko tegny agnay ro teraka, dia Diego fiantsoan'ny ona agny azy. Ny ona hafa tsa mitoetra agny sy ny mpihira angamba ro mpanao hoe Antseranana na Antsiranana. Nahoana moa? Asa raha voamarikareo fa ona aha-tagny Diego manao teny gasy mifangaro teny vazaha izay. Hoatra hoe: "'Zako ndraiky z'enfants nandeha lamera, fa vagy io kara lamontagny, ke loso 'z'hay nipody a la maison."Tsy mahagaga lehe mety aminy kokoa ny miantso ny tanana hoe Diego.
|