Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: talata zoma sabotsy  (Lu 446 fois)
Helga

Messages: 281


talata zoma sabotsy
« le: 04-02-2003 à 09:19:00 »
Citer en réponseCitation

samy mampiasa izay teny mahazatra azy ny isam-paritra, oh: Asabotsy ny eto anivotany fa sabotsy kosa raha any amorontsiraka
Signaler au modérateur   Journalisée
Solofo Andriamaheninjafy
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 17-02-2003 à 15:13:00 »
Citer en réponseCitation

Tsy hitako loatra izay havaly anao raha raisinao ho fiziriziriana ny fanarahana sy fanajana ny fiavian'ny teny.Tsara ihany anefa ny manamarika raha izay voalazanao no arahina dia afaka am-polo taona vitsivitsy dia ho rava ny hainteny malagasy.Raha tsy hiteny afa-tsy ny ny frantsay, asa izay hevitry ny olona, indrindra ny mpitsara fanadinana, ohatra, raha misy manoratra hoe "j'veux pas de p'tites mesures" (je ne veux pas de petites mesures). Tokony tsy ho isaina ho fahadisoana izany io satria tokoa fiteny mahazatra ?
Signaler au modérateur   Journalisée
Peta
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 27-02-2003 à 16:06:00 »
Citer en réponseCitation

Tsy misy manao atalata, sy azoma, fa ny asabotsy no misy miteny, nefa ny tsipelina marina, dia talata, zoma, ary sabotsy, jereo ange hoe Talata ampano, zoma, eny analakely, ary sabotsy namehana e,
Signaler au modérateur   Journalisée
Kac
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 03-04-2003 à 16:01:00 »
Citer en réponseCitation

fiteny ny hoe mazefatra ny fotonteny dia vesatra ka raha ny momban'ny Asabootsy sy ny atalata no resahina dia azo atao ny manisy ny tsirin-teny a mba ahafahana manamba- teny amin'ny hafa
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony