Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Fanahy  (Lu 397 fois)
mamy

Messages: 281


Fanahy
« le: 25-01-2003 à 17:07:00 »
Citer en réponseCitation

amiko ny fanahy dia afaka ifandraisanao amin'ny zavatra rehetra misy eto an-tany amin'ny zavatra mety aminao sy ny tsy mety ,manana fifandraisana @ ny any ambony izy .
Signaler au modérateur   Journalisée
JEAN MARIE HELPA
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 26-02-2003 à 22:34:00 »
Citer en réponseCitation

Ny fototeny avy amin'ny hoe fanahy dia "ahy", mifaningotra amin'ny tenanao aloha voalohany entina manambara:Toetra: tsara fanahy izany raha olona, mba ratsy fanahy kosa izy...., aza manao fanahim-biby sns..........Hery iray mampiavaka ny olona amin'ny biby sy ny hafa rehetra, io ilay fanahy avy amin'Andriamanitra mandrisika azy hanao ny tsara sy hanalavitra ny ratsy.Azo adika ho saina ihany koa ny fanahy, ny olona ratsy saina matetika antsoina hoe ratsy fanahy.
Signaler au modérateur   Journalisée
Dadajao
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 11-06-2003 à 15:31:00 »
Citer en réponseCitation

Ny Fanahy amiko dia tsy inona akory fa hery tsy hita maso .Koa ny finoanao fa miresaka amin'ny Fanahy hianao . Sa ahoana ny aminao?dia mahatsiaro maivana rehefa avy eo: izany hoe rehefa avy mivavaka hianao dia mahatsiaro sambatra
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony