|
Gabhy
Messages: 1
|
 |
njola sa gila
« le: 08-11-2002 à 23:23:00 » |
Citation |
Samy marina avokoa ireo teny roa ireo saingy mifanohitra .Ny NJOLA dia miditra ny fijery ary lasa x2 izay jerena.Ny GILA dia ny iray @ maso no mitongilana na ny fijery mihintsy no mivoaka
|
|
|
|
|
|
richard
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 12-02-2003 à 21:21:00 » |
Citation
|
samy hafa tokoa ireo teny ireo ary, zavatra roa samihafa.ny hoe njola dia tsy zava-miseho matetika fa indraindray rehefa lasa eritreritra ny olona iray dia tsy mifanadrify ny voamaso fa ny gila kosa dia tsy afaka mifanandrify ireo maso anakiroa
|
|
|
|
|
|
Mpanontany
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 14-11-2002 à 11:38:00 » |
Citation
|
Misaotra e!!!Hay ve tena izany tokoa manahirana mantsy ny fampiasan'izy io
|
|
|
|
|
|
peta
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 27-02-2003 à 16:12:00 » |
Citation
|
Tsy dia izany loatra, ny njola dia samy manana ny alehany ny voamaso anankiroa, ny iray havia ary ny iray havanana, na mifanantona eo ampovoany.Ny gila indray dia ny maso iray tsy mahita na tsy misokatra tsara.
|
|
|
|
|
|
Bitro_Mafana_Be
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 10-03-2003 à 23:53:00 » |
Citation
|
Tsa mitovy @ fahasamihafan'ny "Les yeux genre Ivato-Charles De Gaulles" (miparitaka ny voamaso), sy "Les yeux qui se disent merde" (voamaso mijery miditra) va ny njola sy ny gila?
|
|
|
|
|
|