Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Marovatana Ambohidratrimo  (Lu 574 fois)
BARRY

Messages: 1


Marovatana Ambohidratrimo
« le: 31-07-2002 à 07:07:00 »
Citer en réponseCitation

Antsoina hoe Marovatana io tanàna iray io satria hono tsy resy an'ady mihintsy tamin'ny andron'ny Mpanjaka Andrianampoinimerina, ka nantsoiny hoe MAROVATAN-DEHILAHY dia nafohezina hoe marovatana.Mahavariana o sa!??dia io no niandohan'ny fitenenana hoe "Marovatana tsy resy an'ady fa resim-pitiavana".
Signaler au modérateur   Journalisée
xl
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 10-07-2003 à 10:16:00 »
Citer en réponseCitation

Mba omeo ahy ny adresse e mail ny firaisana raha misy manana e !Misaotra mialoha
Signaler au modérateur   Journalisée
rakoto
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 14-07-2003 à 11:43:00 »
Citer en réponseCitation

ahoana indray izany aferan'ny mpitandrina ao @ fjkm ambohidratrimo izany eh! tena marina ve fa nanao izany ledala eh
Signaler au modérateur   Journalisée
XL
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 04-07-2003 à 14:51:00 »
Citer en réponseCitation

IZAHAY KOA AVY ANY ARY AVY AO @ TAMPON-TANANA MIHITSY.FA INONA INDRAY ITY RESAKA RANONTANY SY 4 AMIS ITY E
Signaler au modérateur   Journalisée
rakoto
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 09-07-2003 à 05:13:00 »
Citer en réponseCitation

dia tsy fantatrao indray ve io revin'ny firaisana sy ny tariny io sa mody adala ianao. ianao ve tsy mahalala ny ranon-tany amidin'ny ao @ firaisana ao eh!ny momba le 4mi dia tsy hainao koa ve fa misy saosy be an-dry ileirony io eh!jereo ireny ny tany ao @ rova lasan'ny vahiny hanaovany tanàna be.mba mailo fa tay be ireo mpitondra ao @ tanàna ireo eh!
Signaler au modérateur   Journalisée
paty
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 26-02-2003 à 12:43:00 »
Citer en réponseCitation

marina izanyizahay avy any ambohidratrimoI Nôry defenseur scorpion koa avy anypaty
Signaler au modérateur   Journalisée
Ratsimbazafy norbert jimmy
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 14-04-2003 à 10:16:00 »
Citer en réponseCitation

milay 'zany e io mitovy @ilay kozy ohatr'izao io "arivo lahy tsy maty indray andro"
Signaler au modérateur   Journalisée
rakoto
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 03-07-2003 à 06:16:00 »
Citer en réponseCitation

fa aiza ao @ tanàna ambohidratrimo ianareo ry paty fa izahay ao mihintsy
Signaler au modérateur   Journalisée
rakoto
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 04-07-2003 à 10:30:00 »
Citer en réponseCitation

mampalahelo ny tanàna ankehitriny fa tena amidin'ny olombitsy fotsiny ny tany eh!ary ny vahiny no miseho manjakazaka ao @ tanàna ao @ izao; amidy ny ranontany; izao indray ampidirana 4-mi; mbola hanody azy mianakavy io ataony io.dia izay aloha eh!
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony