Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Androy  (Lu 427 fois)
FALIMANA Jérôme

Messages: 281


Androy
« le: 13-07-2002 à 19:26:00 »
Citer en réponseCitation

Androy dia avy amin'ny fototeny hoe: "ROY" izay midika hoe: "tsilo". Androy dia anarana faritra any amin'ny sisiny antsimo indrindra an'i Madagasikara, faritra be tsilo io faritra io ka izany no nahatonga ny anarany hatao hoe "Androy".Faritra tsy dia be orana koa io faritra io fa maina lava ka izany koa no antony maha be tsilo azy.Fivondronana dimy no mameno ny faritra Androy.Antsoina hoe "ANTANDROY" ny ponina monina any.Ie zay ty taliliko ry longo fa amity afara ka ty magnarake, le be afake magnape ka ndre be managne ho saotsie mikasike i tane?eyMisaotse anareo
Signaler au modérateur   Journalisée
LAHIMANA
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 10-10-2002 à 18:09:00 »
Citer en réponseCitation

Marihina fa ny ROY na "tsilo" na koa "fatike", ohatra amin'izany ireo raketa (cactus) maro any no nisakana ny mpanjanaka tsy tafiditra tao ANDROY, izany no nahatonga ny Antandroy tsy voazanaky ny frantsay tanteraka. Afara koa ty ilae
Signaler au modérateur   Journalisée
tovondahy
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 25-12-2002 à 16:51:00 »
Citer en réponseCitation

to ty azo aba tsy misy ho hitsiegne
Signaler au modérateur   Journalisée
nanahjo
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 05-11-2004 à 15:59:00 »
Citer en réponseCitation

nagnino tsy natao kie fa mbe nasiagne mizimizy io, mbe hifioke ze motso amizay
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony