Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: sakapiso ny kary tamana antrano  (Lu 373 fois)
ombalahimandinika

Messages: 281


sakapiso ny kary tamana antrano
« le: 26-05-2002 à 01:43:00 »
Citer en réponseCitation

Nahoana no saka sy piso no teny ilazana ny kary ? Raha saka dia no atao hoe kary, midika ve izany fa ny teny hoe saka talohan'ny teny hoe kary?Avy aiza ary ireo teny ireo?Saka ve avy @ ny teny frantsay hoe chat ary piso avy @ ny teny anglisy hoe pussy?Sa noho ilay frantsay nahita an'ilay kary tao antrano no nilaza ny mpiasany hoe "sortez-moi ce sac à puces d'ici!!" ka ilay saka piso no nanjary na saka na piso?
Signaler au modérateur   Journalisée
Narivelo
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 28-05-2002 à 23:25:00 »
Citer en réponseCitation

(tohiny) ; ampaha bantou paka;piso persan pichu (saka kely) faritra Fars atsimon'i Iran; kary (saka dia vanda-mainty) dravidien korri (saka vavy); tabia ilazana ny saka dia any avaratra andrefana arabe tabby (jereo tabby-cat amin'ny rakibolana anglisy.
Signaler au modérateur   Journalisée
Rajaonarimanana
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 28-05-2002 à 23:21:00 »
Citer en réponseCitation

Lavin'ny mpikaroka momba ny lovantany ireo fifandraisana ireo satria tany @ taonjato faha-9 dia efa fantatra tany Mahory ny saka.Misy teny 5 fampiasa eran'i Msikara ilazana ny saka ka ireto ny fakanteny mety niaviany (Cl. Allibert); saka sanscrit sakhayan
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony