|
Herizo
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 27-07-2002 à 08:47:00 » |
Citation
|
Mbola misy tsy ampy be dia be ny fanazavana , mbola tokony hita ao ny teny hoe dilambato ,tantara marina mihintsy no nahatonga ny teny hoe vazaha fa tsy tsotra kely ohatran'izany , fa hovakiako fanindrony ny boky dia halefako !tsy marina ny fanazavanao
|