|
ombalahimandinika
Messages: 281
|
 |
Vazaha
« le: 26-05-2002 à 01:33:00 » |
Citation |
Tamin'ny andron'ny mpanjaka dia nosavaina ireo vahiny miditra ny tanana. Nozahana no tena marina rehefa mandalo ny vavahady izany. Ireo voasava ka nahazo alalana hiditra dia voazaha izay nanjary vazaha taty aoriana
|
|
|
|
|
|
kala
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 15-02-2006 à 11:42:00 » |
Citation
|
Sady raciste no tsy mihevitra tsy fantantena angaha fa raha tsisy touriste dia tsy mandronso i madagascar:ary iza no hividy ny vanille, saphira, sy ny karazany...Dia izao koe! e!: tsy n'ny vazaha no mangalatra anireo vehivavy tsika ireo fa rizareo no nifidy nyvola sy ny harena ka mijery ny gasy tahaka azy hoatrany zavatra maloto.Misy aza ny ray amandreny mihintsy no mandefa ny zananany mbola kely tsy ampy taona handea hitady vazaha. Iza ny lehilahy haharitra hijery vehivavy tsara voatra ka miboridana eoaloha nao
|
|
|
|
|
|
herizo
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 27-07-2002 à 08:50:00 » |
Citation
|
Taloha tany akaikin'antananarivo tany nisy tanana atao hoe dilambato, ka nony tonga taty amintsika ireo asiatika izay karana sy arabo no marina dia tany zareo no nivantana, ka nirahin'ny mpanjaka ny iraka hijery azy ireo ka nony niverina ny hoy zareo ....
|
|
|
|
|
|
Herizo
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 27-07-2002 à 08:52:00 » |
Citation
|
nefa voazaha ny olona tao efa "voazaha" lasa "vazaha".Dia izay no nahatonga ny teny hoe vazaha sy ny hoe "havana avy any dilambato".Raha mila teny hafa : aherizo@caramail.com
|
|
|
|
|
|
ombalahimandinika
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 31-08-2002 à 10:42:00 » |
Citation
|
Misaotra anao manitsy ny diso ary manatsara ny fanazavana.
|
|
|
|
|
|
FULANITO
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 13-09-2002 à 21:05:00 » |
Citation
|
Sao dia mba avy any Dilambato nareo ry Herizo.Masomboay ny aty antsy.
|
|
|
|
|
|
Ikoto
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 23-10-2002 à 18:58:00 » |
Citation
|
Araka ny fahafantarako azy dia avy @ teny hoe "mazava" no nahatonga ny "vaza".
|
|
|
|
|
|
hery mitovy
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 06-01-2003 à 13:36:00 » |
Citation
|
tsara ny hevitr i HERIZO nefa ny teo ihany no namboarinao aza mamao izany
|
|
|
|
|
|
rakotomanga jimmy
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 08-01-2003 à 12:59:00 » |
Citation
|
araka ny fahafantarako azy dia izao no nahatonga ny hoe vazaha izay vahiny miditra eto madagasikara dia savaina ka izay tafiditra dia efa voazaha ka nahatonga ny anranana hoe vazaha
|
|
|
|
|
|
Bennoit
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 28-02-2003 à 11:51:00 » |
Citation
|
Izao no tena izy e !!! Ny vazaha dia lafinjavatra iray ao amin'ny singa voajanahary ka masiso jerena sady mafaika rofina. Misy pnandalina iray izay mpanao ronono ka mapanisy ireny amin'ny solaitra be. BLANC no loko ety ivelany sady tsy mba racine carrée akory no sady tsy miteny fantsy. Koa dia izay ary ry zareo fa te hangery aho izany a .
|
|
|
|
|
|
Bitro_Mafana_Be__
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 10-03-2003 à 22:23:00 » |
Citation
|
Ny nahatonga ny gasy tsa tia vazaha dia mazava loatra. Tonga antanintsika izy, jerena toa azony aby ny soa-aman-karenan'ny tanintsika izay tsa mety hitantsika, dia azony aby koa ny ampela soa izay tiany, kanefa ona tsa mahafantatra ny maha gasy ny gasy.Kanefa kosa adalan'ny gasy ihany no mahatonga an'io. Sady kanosa ro mora vidy fa voaterin'ny fahantrana.Ny ahy dia jereko tsirairay amin'ny maha olona azy ny vazaha mandrapahitako izay tena fomba entiny miaina ao amin'ny tananako. Lehe soa ro ataony, tongasoa (el padre Pedro). Lehe ratsy ny fikasany vonoy ho faty agny dia ario any @ ony tsa misy lamba (be mamba) agny (profiteurs, pedophiles, oppresseur de malagasy, raciste an tanin'olona, etc...).Lehe tsa voazaha ry zareo dia vita ny gasy.
|
|
|
|
|
|