|
Nvs
Messages: 1
|
 |
Madagasikara
« le: 24-05-2002 à 21:16:00 » |
Citation |
ny anarana hoe "Madagasikara" na ny anarana hoe "Malagasy" dia nanondro faritra sy firenena iray tao akaikin'i Faradofay, amin'ny faritanin'ny Antanosy. Ny teny hoe "Madagasi", hoy Mondain, dia mitovy tsy misy hafa amin'ny teny Merina hoe "Manankasina" , satria samy midika hoe "manan-karena amin'ny hasina". Ny teny hoe "Madagasikara" dia fitambaran'ny teny telo : "madan", "hasi", "hara" ary io "hara" farany io dia fanaovan-taozavatra azo avy amin'ny hazandrano sasany
|
|
|
|
|
|
Mbinintsoa
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 19-02-2003 à 11:19:00 » |
Citation
|
Afa ihany letsy i Dago an!
|
|
|
|
|
|
Bitro_Mafana_Be
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 11-03-2003 à 00:04:00 » |
Citation
|
Valy ny tenin'i razana:Ny raha taronin'ialahy izao leka dia hoa ly aka aha tagny jangil mamangy fahoriana fa tsy mahay ny fomba loatra de mba mikabary mantsy @ ilay ramatoa vadin'ny razana hoe:"Za navy io... tonga... ke... za tonga io... navy... za ndraiky la' olo io (mantsy ny razana), kara ty (atambany ny felatanana roa mba mampiseho hoe akama izy mitsam) ... anontanio ma izy".Ho anare boka majunga mamaky raha ty, koezy eeeeee, tsy mivaza anare kony za fa bilagy fo raha io okay? Izy koa tezitra nareo mifona zaho o.
|
|
|
|
|
|
Ankizivavy kely
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 11-03-2003 à 15:44:00 » |
Citation
|
Madagasikara tiako.
|
|
|
|
|
|
gasy
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 02-04-2003 à 09:28:00 » |
Citation
|
tsa ny betsileo va re ro mivanavana le mitarogna? raho tandroy mirehake malaky mbaia ho tsatsinao, ka mamaly tsy ho rokake, tsy mahazo tezitra hono fa ze tezitra ihany no ratsy tarehy, miala-tsiny !
|
|
|
|
|
|
Bitro_Mafana_Be
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 13-05-2003 à 22:24:00 » |
Citation
|
Hoan'i gasy:Eko nareo izao koa leka vao natao hoe botsy dia nitintigna agny an-kandrigna tokoa. Tsa magnahy liaka, andrahoy ara moa ny kajaha dia mba ampandrosoy agnay lehe tena ona mihaja. Sa va moa akory izy izay ly razana?
|
|
|
|
|
|
rasoa
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 26-07-2002 à 15:07:00 » |
Citation
|
ny teny hoe madagasikara dia avy @ teny hoe magadiscio,satria hono nafangaron'ireo tatsambo portugais t@ cote somalienne i madagascar t@ nahitany azy voalahany.ary rehefa avy eo vao hitany hoe nosy ilay tany fa tsy ny cote somalienne akory.archive britani
|
|
|
|
|
|
Solabe
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 10-08-2002 à 23:56:00 » |
Citation
|
Ekeko fa ny Madagasikara dia avy amin'ny hoe "Magadiscio". Fa ny fiheverako hoe "Mala-gasy" dia mifandray amin'ny tapan'ny voalohany hoe "Mala-ysia"
|
|
|
|
|
|
Sady mianatra
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 31-08-2002 à 23:58:00 » |
Citation
|
Ny zavatra tsara asongadina matetika dia ny tsy tokony hanaovantsika Malagasy ny fanaon'ny bloky(perroquet)vazaha.Madagasikara dia avy@hoe Midadasika izay nadikan'ny voazaha hoe Madagascar.Cilaos hono tsy hilaozana asa?Rehefa diso soratra koa anie dia?
|
|
|
|
|
|
Sady mianatra
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 01-09-2002 à 00:09:00 » |
Citation
|
Midadasika:tsy taka-basy ,asakasakizay te hanivatsiva tany fa mamofadynymanao lalakita kisoa.Mogadiscio,Makassar,Mascarreignes,Madacasse,tsy misy hifandraisana @Midadasika.
|
|
|
|
|
|
Sady mianatra
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 01-09-2002 à 00:14:00 » |
Citation
|
Ny vazaha mpanao lalakita kisoa,izaho naefa manao izay mety manonona ny anarandry zareo.I Haja no anarako,lazaindry zareo fa hadj(la mecque)Aleo ny Malagasy no hanoratra ny tantara dia izay vao adika teny vozongo.
|
|
|
|
|
|