|
razana
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 05-09-2002 à 20:21:00 » |
Citation
|
Ny olona avy namonjy fivavahana avy an'ny La mecque no antsoina hoe EL HADJ, anarana omena ho mariky ny FANAJANA izy io. Mazava ho azy fa mifandrindra io fanazavana io. @ sikidy malagasy haja dia midika koa hoe hanina. Manontania ny ntaolo!!!
|