Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Derniers fils de discussion dans Malagasy
  Répondre  |  Envoyer ce fil  
Auteur Fil de discussion: Fandriampahalemana  (Lu 380 fois)
Indrianala

Messages: 281


Fandriampahalemana
« le: 21-05-2002 à 14:19:00 »
Citer en réponseCitation

Ny teny hoe "Fandriampahalemana" dia toy avy amin'ny teny anankiroa:- Fandriana- FahalemanaNy hoe Fandriana dia avy @ hoe: mandry (matory)Ny hoe fahalemana dia manana ny foto-teny "alina" , raha rasaina dia:F-aha-alina-ana, ("aha" dia vakiny tsy miova, ary "alina" no foto-teny ka ny "i" miova ho "e").Betsaka ny olona no mieritreritra fa "lena" no foto-teny, izay diso tanteraka.
Signaler au modérateur   Journalisée
Webmaster
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 21-05-2002 à 14:35:00 »
Citer en réponseCitation

Mahafinaritra misaotra an'Indrianala nanome fanazavana raha izao manokana dia zava-baovao be amiko ny fihavian'io teny io indrindra ny "fahalemana"...
Signaler au modérateur   Journalisée
ombalahimandinika
Messages: 281


- no title -
« Réponse #1 le: 26-05-2002 à 01:55:00 »
Citer en réponseCitation

manamafy ny fanazavan'Indrianala ny rakibolana Rajemisa Raolison.Ny fandriampahalemana izany dia ny fahafahana mandry (mahita tory) tsara @ ny alina? Satria tsy misy fahavalo intsony?Misy ohatra hafa ve ahitana ny fampiasana ny teny hoe fahalemana?
Signaler au modérateur   Journalisée
  Répondre  |  Envoyer ce fil  


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony