|
anthony
Messages: 2
|
 |
Mitady ny raiko za
« le: 05-12-2005 à 08:04:00 » |
Citation |
Efa ho 11 taona za izao no tsy nahitana ny raiko tsy fantatro na mbola velona na ahoana izy amin'izao koa mba miangavy izay mba nahita na nifanerasera azy aho mba anampy ahy izao avy ny momba azy.
Anarana RAINITAVITSIFERA JEAN BRUNO EDDY
Terakla ny 26 Juillet 1958
Koa miangavy izay nahita azy mba hiantso ny tel (261) 33 14 034 25
Misaotra tompoko
|
|
|
|
|
|
cassandra
Messages: 281
|
 |
- no title -
« Réponse #1 le: 28-07-2006 à 13:56:42 » |
Citation
|
Mampahery anao aho, dia izao , mivavaha mafy mba ho hitanao izy , dia manana finoana fa hahita azy ianao. Raha ireo no tanteraka sy hiainanao dia ho hitanao ny rainao amin\\\'ny andro tsy ampoizina ka mahereza sy anadahy malala
|
|
|
|
|
|
aniasse
Messages: 281
|
 |
RE: Mitady ny raiko za
« Réponse #1 le: 05-12-2005 à 08:10:00 » |
Citation
|
Miarahaba anao,
Io rainao io ve aty mada hono sa aiza?
|
|
|
|
|
|
aniasse
Messages: 281
|
 |
RE: Mitady ny raiko za
« Réponse #1 le: 05-12-2005 à 08:10:00 » |
Citation
|
Miarahaba anao,
Io rainao io ve aty mada hono sa aiza?
|
|
|
|
|
|
Rakototsifera Eddy OLIVIER
Messages: 281
|
 |
RE: Mitady ny raiko za
« Réponse #1 le: 07-12-2005 à 10:03:00 » |
Citation
|
Io raiko io dia teto mada t@ 1994 ary t@ io fotoana io no nahitako azy farany
|
|
|
|
|
|