Tsa mitovy @ fahasamihafan'ny "Les yeux genre Ivato-Charles De Gaulles" (miparitaka ny voamaso), sy "Les yeux qui se disent merde" (voamaso mijery miditra) va ny njola sy ny gila?
Posté le: 27-02-2003 à 16:12:00
Posté par: peta
Tsy dia izany loatra, ny njola dia samy manana ny alehany ny voamaso anankiroa, ny iray havia ary ny iray havanana, na mifanantona eo ampovoany.Ny gila indray dia ny maso iray tsy mahita na tsy misokatra tsara.
Posté le: 12-02-2003 à 21:21:00
Posté par: richard
samy hafa tokoa ireo teny ireo ary, zavatra roa samihafa.ny hoe njola dia tsy zava-miseho matetika fa indraindray rehefa lasa eritreritra ny olona iray dia tsy mifanadrify ny voamaso fa ny gila kosa dia tsy afaka mifanandrify ireo maso anakiroa
Madatsara 2008 - Actualités Madagascar Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony