Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Répondre
Pseudonyme:
Email:
Titre:
Code de sécurité :
Icône du message:
Citer ce message
Smiley Wink Cheesy Grin Angry Sad Shocked Cool Huh? Roll Eyes Tongue Embarrassed Lips Sealed Undecided Kiss Cry
Options supplémentaires…

 

Résumé de la discussion
Posté le: 21-11-2002 à 22:27:00
Posté par: Rano
tsy mety ny hoe kane anef no izy, Sabotsy Alahady no marina
Posté le: 27-09-2002 à 12:05:00
Posté par: Soitrafo
Manondrotra ny maha-Malagasy antsika isika, saro-piaro amin'ny fiadrianam-pirenena ny fitondrana ankehitriny, tsara indrindra izany. Tandremo anefa rehefa manoratra teny malagasy isika fa mbola betsaka isika no mandiso, hita izany amin'ny teny ampidirintsika eto amin'ity sehatra ity.1. Tsy mety mihitsy ny "mihitsy" raha misy "n" eo afovoany.2. "Fa ianareo kosa" no izy fa tsy "fa kosa ianareo", izany hoe : fa...kosa3. Tsy maintsy miaraka min'ny teny ampiasaina aminy ny mpisolotena tampisaka _tsika, _ko ... oh: namboarintsika no izy fa tsy namboarin-tsika.4. Ny teny miafara @ _ka, _tra, _na dia miala ny _ka, _tra, _na rehefa atambatra amin'ny teny hafa izy. Oh : mpivarotra + olona = mpivarotr'olona.Mbola maro no tokony ahitsy fa hatreo aloha ny anioAm-pitiavana


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony