Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Répondre
Pseudonyme:
Email:
Titre:
Code de sécurité :
Icône du message:
Citer ce message
Smiley Wink Cheesy Grin Angry Sad Shocked Cool Huh? Roll Eyes Tongue Embarrassed Lips Sealed Undecided Kiss Cry
Options supplémentaires…

 

Résumé de la discussion
Posté le: 08-04-2008 à 11:49:00
Posté par: Olombelona
Nafotaka mihitsy ny fandalovan'ny afo olimpika teto Paris omaly. Tsy nisy nandeha tamin'ny laoniny ny praograma fa voaelingelina ny mpitondra afo. Ny mpitandro filaminana rahateo koa moa niparitaka, ary nisafotaka mihitsy ny farany.
Nisy "caméraman" n'ny France Télévision nodarofan-dry zareo, naratra ary tsy nahatsiaro tena ilay tovolahy dia nalefa tany amin'ny ôpitaly avy eo.
Na ny olona tsy nametraka olana aza dia nosintomin'ireo pôlisy ary voadaroka ny sasany. Ny sainam-pirenen'i Tibet izay nolanjain'ireo mpitokona koa dia norambosan'ny pôlisy an-keriny.
Asa izay hevitrareo momba ity lalao olimpika atao any Chine ity?
Ny mpitandro filaminana sinoa koa moa dia anisan'ireo niaro ny afo mba tsy ho faty, ary dia hita t@ fahitalavitra (France 2) fa izy ireo no niseho nibaiko ny pôlisy frantsay omaly.


Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony