Flux RSS
Tsara hofantarina Ampiharo amin?izay ny tena ? fair play ?
Ny ankamaroan?ny mpitantana Section ? Ligy ? Federasionina ankehitriny dia maniry hitana ny toerany hatrany ary manome toky fa hanatsara ny ezaka efa vitany. Azo isaina amin?ny rantsan-tanana kosa anefa ireo nanambara ampahibemaso fa hamela ny sezany ho an?ny hafa na dia nahavita ezaka lehibe teo amin?ny fampandrosoana ny taranjany aza. Misy kosa anefa ireo nahatsapa tena fa tsy nahavita azy dia nijanona....Lire la suite.
lazao ny marina Kitra-Fifidianana seksionMety hafanafana
Nahazoana akony sahady tamin?ny mpitantana klioba, ao anatin?ny divizionina voalohany, ny fifidianana an?izay ho mpikambana ao anatin?ny komity mpanantanteraky ny Section Antananarivo Renivohitra, izay hotanterahina anio tolakandro eny amin?ny biraony eny Mahamasina, ao ambanin?ny ?tribune?. Tsy manaiky ny hanantanterahana ny fifidianana ny mpitantana ny klioba D I eto an-drenivohitra, raha verezin-jo...Lire la suite.
Ankazomiriotra-Fanafihana taxi-brousse Misy olona ambony mitady hampamoaka...
Niteraka tahotra teo amin'ireo mpandeha ny fisian'iny fahafihana iny,vokatr'izany, nisy fihenana ny tahan'ny famenoana fiara ho an'ireo mpitatitra.« Misy olona ambony mitady hanao fanelanelanana sahady mikasika ireo jiolahy voasambotra tamin'ny fanafihana fiara niseho tamin'ny sabotsy lasa teo, tany Ankazomiriotra ». Io no nambaran'ny filoha lefitry ny kaoperativa Mafio raha nitafa tamin'ny...Lire la suite.
Ampahitrosy Jiolahy nirongo basy nanafika mpivarotra
Tamin'ny alarobia tokony tamin'ny 11 ora alina no nanafihan'ireo jiolahy niisa dimy ny mpivarotra iray monina eny Ampahitrosy. Raha vao niditra ny tanana ireo jiolahy dia napoakany avy hatrany ny basy P.A teny amin'izy ireo. Nihoroho ireo mpivady izay tao an-trano ka nitady lalana nandosirana. Tafatsoaka tany ambadiky ny trano ihany ireo mpivady ka tao no nataony toerana fierena. Nandritra izany,...Lire la suite.
Pakan?Antsirabe Efa mahoraka sahady ny tanàna
Anisan'ny tanàna maro mpifidy hialàna voly mandritra ny fialan-tsasatry ny fetin'ny paka Antsirabe. Maro araka izany ireo mpikarakara hetsika ara-javakanto no misafidy ity tanàna ity hanaovana hetsika.Raha ny peta-drindrina efa miparitaka dia ho rakotra mpanakanto Antsirabe manomboka ny 01 avrily izao.Ireo mpanao "cabaret" no efa mameno ny peta-drinrina.Santionany vitsy amin'ireny ny an'i PRINCIO...Lire la suite.
Tovo J?Hay Seho voalohany ao amin?ny Carlton
« Antsika roa irery ». Hira vaovaon?i Tovo J?Hay mandeha any amin?ny onjam-peo rehetra any amin?izao fotoana izao. Ao anatin?ny fanomanana tanteraka ny fiakarana an-tsehatra sy ny tahirin-kirany mantsy ny lehilahy amin?izao fotoana. Araka ny programany dia ny alin?ny zoma 2 aprily izao no hiaka-tsehatra voalohany i Tovo J?Hay amin?ity taona ity. Ireo mpankafy mijery fety aman-danonana ao amin?ny...Lire la suite.
Fitorian?ny Hetsika mpitondra fivavahana Milaza ho tsy mahefa ny Filankevimpanjakana...
Tena manahirana sa hifanilihana?Milaza ho tsy mahefa amin?ny fitsarana an?ilay fitorian?ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana, momba ny taratasin?ny Prefektora namaliana ny fangatahan-dalana hanao hetsika tetsy amin?ny Kianjan?ny Demokrasia Ambohijatovo, ny eo anivon?ny Filankevimpanjakana na ny conseil d?Etat. Niakatra fitsarana omaly tetsy amin?ny Fitsarana ambony Anosy ity resaka ity ary dia natoraky...Lire la suite.
Sazy avy amin?ny Vondrona Afrikana Nanakoako eran-tany
Tsy ny teto an-toerana ihany no nahare an?ilay sazy vao nazeran?ny Vondrona Afrikana iny fa azo lazaina ho nanakoako eran-tany mihitsy omaly. Saika niresaka momba azy iny tokoa mantsy ireo gazety any amin?ny firenen-tsamihafa indrindra fa ireo izay manana fifandraisana akaiky amin?i Madagasikara. Toy izany ny aty Afrika (Côte d?Ivoire, Algérie, Burkina Faso, Congo Démocratique, Togo, Afrik.com, PressAfrik,...Lire la suite.
Taxibe Mihorohoro fatratra ny mpandeha
Mifanenjika ireo taxibe amin?ny zotra maro eto Andrenivohitra ka ireo mpandeha ao anatiny no matahotra mafy. Tsy trangan-javatra vaovao anefa izany fa raha vao mahazo arabe malalaka dia efa mifanenjika ny iray koperativa. Manenjika mpandeha sa manenjika toro sa inona no mahatonga azy ireo mirifatra mafy toy ireny? Nilaza mihitsy aza ity Rtoa iray efa nahazo taona fa: ?efa betsaka ny adin-tsaina mahazo...Lire la suite.
Seces Anio vao ho fantatra ny fehin-kevitra
Nanomboka omaly ny filan-kevitra nasionalin?ny Seces izay notanterahina teny Ankatso. Raha ny andron?ny omaly dia tsy misy zavatra azo ambara fa anio kosa vao hisy ny fehin-kevitra hivoaka momba izany filan-kevitra izany. Misy ny fandraisan?ireo filoha avy any amin?ny oniversite enina, ny lefitra avy amin?ireo faritra enina ireo ary ny birao nasionaly maharitra. Tsara ho fantatra fa ny mpikambana...Lire la suite.
Kitra ? Richard Emile ?Hamerina ny lazan?ny kitra no tanjoko.?
Fony izy mbola nitantana ny klioban?ny As Fortior dia tsy niala tany Toamasina mihitsy ny anaram-boninahitra(2000 - 2001).Hamerina ny toerana sy ny lazan?ireo ekipa avy any amin?iny ligin?Atsinanana teo aloha iny no tanjoko hoy i Richard Emile, izay tsiahivina fa filoha am-perinasa mitantana ity ligy ity ary mbola kandidà ihany koa amin?ity fifidianana manaraka ity, eo amin?ny taranja baolina kitra....Lire la suite.
lazao ny marina François Xavier Razafiarison « Fafa » « Asa fa tsy fanaratsiana...
Amin'izao fifidianana an'izay ho Filohan'ny Section Antananarivo Renivohitra amin'ny taranja rugby izao, dia henjakenjana ny fanaratsian'ny mpifanandrina amin'i Fafa, izay lazaina fa itambesaran-trosa, nandritra ny enim-bolana nitondrany teo izay. Tamin-kitsim-po tanteraka no namaliany ny fanontanian'ny mpanao gazety fa : « Tsy misy olona mitaraina fa manan-trosa aminay izany. Resaka manidina...Lire la suite.
67ha : notazonin'olona an-keriny Ankizy tsy hita nandritra ny roa volana...
Ny 10 martsa lasa teo vao hita teny 67 ha ity ankizilahy 15 taona raha ny 2 janoary teo no nanomboka niala tany an-tranony teny Soamanandrariny ary nanomboka tsy hita intsony. Araka ny fanazavana nomen'ny ray aman-dreniny, notazonin'olona an-keriny tany io zanany io. Nolazain'izy ireo fa nirahina no nialan'ilay ankizy tao an-trano tamin'ny 6 ora sy sasany hariva tamin'io andro io ary tsy niverina...Lire la suite.
Andoharanofotsy Tovovavy maty nianjeran'ny tamboho tanaty oram-be
Raha nisy kely foana dia saika nifatratra tany amin'ny tranony ilay tamboho.Tovovavy iray tokony ho enina ambinifolo taona no maty nianjeran'ny tamboho « béton » omaly tokony ho tamin'ny 8ora sy sasany alina tany Andoharanofotsy. Maty tsy trà-drano vokatr'izany. Tsy nisy nanam-po ny fahavoazany ireo olona tao an-tranony fa ilay tamboho nianjera mafy no nanaitra azy ireo. Rehefa nojerena ny teny...Lire la suite.
Tropy RaJean Marie Hanao kaonseritra anio any Alemana
Any Alemana indray no hitondra ny hira gasy mampiavaka ny kolontsaina malagasy ny tropy RaJean Marie avy any Fenoarivo. Any amin?ny toerana antsoina hoe An Der Ruhr any Mulheim no hitondrany izany anio sy rahampitso, ary any Cologne ny sabotsy 20 martsa. Ankoatra ny hira gasy, dia eo ihany koa Ny Hasina, mpikabary manan-talenta izay mahafehy ihany koa ny teny alemana ka hampiavaka ny fampisehoan-dry...Lire la suite.

