Tout Madagascar en un clic

Flux RSS


Fifidianana Federasionan'ny Baolina kitra Kandidà 6 no hifaninana

Azo antoka fa manohana an?i Ahmad ny CAF sy ny FIFA.Ahmad, Benony Jacques, Arizaka Raul, Ramiarinarivo Maminirina, Rakotomalala Célin ary i Amade Joseph no kandidà 6 hifaninana ho filohan?ny Federasiona Malagasy ny Baolina kitra, izay hotanterahina any Fianarantsoa ny 3 avrily izao. Omaly maraina no namoahan?ny « Commission Electorale » ireo anarana ireo, izay efa (affichée)azo jerena etsy amin?ny...Lire la suite.


Kitra Nosazian'ny Caf handoa onitra 5.000 $ ny FMF

Araka ny efa nanampoizana azy dia nosazian'ny Confédération Africaine de Football handoa onitra 5.000 dolara amerikana (10 tapitrisa Ar) ny Federasiona Malagasy ny Baolina kitra, noho ny toratoraka tavoahangy plastika sy labiera nataon'ny mpijery baolina teny amin'ny ilany havanan'ny « gradin »-n'ny kianjan'i Mahamasina, nandritra ny lalao savaranonandon'ny « Champion's League » mandroso tamin'ny...Lire la suite.


Sabotsy Namehana Fatin-dehilahy nampiahiahy

Nalain'izy ireo nody ny rainy fa voalaza fa hoe tsy navelan'ilay mpampiasa.Nampiahiahy ny fianakaviany ny fahafatesan'ity lehilahy 68 taona maty tany amin'ny toeram-piasany tany Antsahatsiresy Sabotsy Namehana ny sabotsy 6 martsa teo. Nisy masaka ny vavany, nisy faritra may ny feny, feno dian-kapoka ny tongony. Tonga tany an-toerana ny zandary sy ny dokotera nizaha izany, hoy ny fanazavan'ny...Lire la suite.


Anosy-Hala-jaza Zaza roa taona nentin'ny lehilahy iray nitsoaka

raha vao nihodina kely izy dia efa nanjavona ilay rangahy sy ilay zaza.Tomany tsy nisy ohatra izany ny an'ity renim-pianakaviana iray teny amin'ny fitsarana Anosy omaly. Nisy nangalatra mantsy ny zanany vavikely 2 taona ary tsy hita izay nanjavonany. Hisy zavatra hokarakarain'ity ramatoa ity angamba ao amin'ny fitsarana. Tonga avy any izy niaraka tamin'ity zanany kely ary nandika zavatra teo...Lire la suite.


Momota sy Goth ?Sarotra ny mamorona ho an?ny ankizy?

Miitatra ankehitriny ny asa sahanin?i Momota. Azo ambara fa feno ny fandaharam-potoanany amin?ny famalifaliana ny ankizy madinika manerana ny Nosy. Ankoatra ny fiakarana an-tsehatra, ohatra, dia misy ny fandaharana natokana ho an?i Momota isaky ny maraina amin?ny 6 ora sy amin?ny 6ora hariva ao amin?ny Televiziona Malagasy. ?Efa vonona iray volana mialoha, ny fandaharana atolotray isan?andro mandritra...Lire la suite.


Fantina Arahaba samy ho tratran'ny Asaramanitra isika Malagasy rehetra...

Toa ireo kolontsaina rehetra dia taom-piravoravoana ity andro omaly ity ka dia mirary soa ny rehetra .?Tratran'ny Alahamady mitsingeringerina anie aho, fa efa nitoraka anao?. Nanakoako io fifampiarahabana io omaly, teny Ambohimanga sy ireo toerana samihafa na isan-tokantrano Malagasy mihitsy aza, ary dia mbola mitohy anio. Fihinanana varangan-kena, fihinanana sakafo matsiro, indrindra fa ny trafon-kena,...Lire la suite.


Filankevi-pilaminan?ny Vondrona Afrikanina Aorian?ny amin?ny 10 ora no...

Efa tapitra alina tamin?ny 12 ora ny fe-potoana farany nomen?ny GIC ny mpitondra ankehitriny mba hiverenana amin?ny fifanarahana nosoniavina tany Maputo sy Addis Abeba. Hatramin?ny nanoratanay ny lahatsoratra dia tsy niova hevitra mihitsy ry zareo mpitondra. Anio amin?ny 10 ora maraina anefa no hivory ka aorian?izay no hanambara amin?ny fomba ofisialy ny sazy mihatra sy ny olona hiharany amin?ireo...Lire la suite.


Club Développement et Ethique « Fitondrana tsy mahomby, miteraka olana...

Nivoaka tamin?ny fahanginany manoloana ny toe-draharaha ankehitriny ny fikambanana CDE (Club Développement et  Ethique)  tarihin?Ing. Serge Zafimahova. Tsy nitsitsy teny mihitsy Ing. Jean Claude Ramandimbiarison, nilaza nandritra ny valan-dresaka ho an?ny mpanao gazety tetsy Ambatomena omaly « fa mpitondra tsy mahomby, tsy mahay mitondra, tsy mahay miasa,fitondrana kitoatoa,  miteraka olana ho an?ny...Lire la suite.


Raharaha Batimat Niakatra fitsarana omaly

Tsy tonga teny amin'ny fitsarana Atoa Alain Moyon nefa tokony ho nilaina  ny fifamaliana teo amin'ny roa tonta,mba hampazava ny rahahara.Natao omaly  tamin'ny folo ora sy sasany, teny amin'ny Lapan'ny Fitsarana Anosy, efitrano fahatelo, ny raharaha mikasika ny orinasa Batimat. Ity raharaha ity izay ifanolanan'ny Tale Jeneralin'ny « Assist Developpement », Alain Moyon sy ny Tale Jeneralin'ny...Lire la suite.


Fitaterana Hitokona ny zotra rezionaly  mandritra ny roa andro

 Nilaza ireo mpitatitra amin?ny zotra rezionaly izay tonga teny Anosy omaly maraina fa hanao fitokonana izy ireo rahampitso alakamisy 18 marsa 2010 sy ny zoma 19 marsa 2010 raha tsy mahazo valiny mahafa_po amin?ny ATT ny amin?ny fangatahan?izy ireo.  Fangatahan?ireto mpitatitra ny hampiatoana ireo naoty sy teny mita navoakan?ny ATT momba ny fiovana koperative, ny tsy fahazoana   miditra amin?ny zotra...Lire la suite.


Syndicat des Magistrats de Madagascar - Henri Rakotoson, mandataire au...

En réunion d'urgence hier, le Syndicat des Magistrats de Madagascar (Smm), un des organes composant la Commission électorale nationale indépendante (Ceni), vient d'élire son représentant au sein de cette dernière.Lire la suite.


Marc Ravalomanana - Encore une lettre à Andry Rajoelina

Dans une lettre ouverte, en anglais et publiée par son agence anglaise de communication, Marc Ravalomanana s'est adressé hier, pour la seconde fois, à Andry Rajoelina afin de demander à ce dernier « d'honorer les Accords de Maputo et d'Addis - Abeba qu'il a signés ».Lire la suite.


Editorial - La dame de fer...blanc

Toujours en mal de popularité, le mouvement des ecclésiastiques ne refuse aucun soutien,  et dans cette quête effrénée d'alliés « objectifs »,  cette entité  -  désormais résolument politique  -  ratisse large sans discernement parmi les opposants actuels pour que ceux - ci « rehaussent » de leur présence chacune de ses manifestations.Lire la suite.


Premier ministre Vital, hier à Mahajanga - « Les résultats électoraux...

« Nous allons utiliser des matériels très performants pour que, une heure tout simplement après la fermeture des bureaux de vote, les résultats électoraux soient connus ». Cette révélation a été faite hier quand le Premier ministre Vital s'est entretenu, au Bloc administratif de Mahajanga, avec tous les responsables étatiques de la Région Boeny.Lire la suite.


Anjanakoholahy Anosizato - Reseverana taksibe no mpanao fanafihana mitam...

Voasambotry ny polisy tamin ' ny alahady teo ihany ny iray tamin ' ireo jiolahy nanafika mpivarokena tetsy Anosizato. Reseverana taksibe no asany. Hatolotra ny Fampanoavana anio ity lehilahy ity.Lire la suite.


Madatsara - Tout Madagascar en un clic