Tout Madagascar en un clic
Tribune ny Stade Rabemananjara Hotokanan?i Blatter amin?ny 1 marsa
Ny 1 marsa izao no hotokanana amin?ny fomba ofisialy ny ?Tribune? ao amin?ilay kianja ?synthétique? Rabemananjara, izay Atoa Sepp Blatter, Filohan?ny FIFA (Federasiona Iraisam-pirenenan?ny Baolina Kitra), sy Atoa Issa Hayatou, Filohan?ny CAF (Kaonfederasiona Afrikanin?ny Baolina Kitra), mihitsy no ho avy eto amin?izany. Io no isan?ny nambaran?ingahy Ahmad, Filohan?ny Federasiona Malagasy ny Baolina... Lire la suite.
0

