Tout Madagascar en un clic

Kitra - «Inter-sections» Ekipa 18 no efa nisoratra anarana

Hifarana amin'ny zoma (12 ora antoandro) izao ny fisoratana anarana ho an'ireo ekipa handray anjara amin'ny fiadiana ny «inter-sections» eto Analamanga, eo amin'ny taranja baolina kitra. Hatramin'ny omaly dia ekipa 18 no efa nanao ny fisoratana anarana avy amin'ireo Seksiôna 6 (Renivohitra, Atsimondrano,Ambohidratrimo, Atsinanana, Sabotsy Namehana, Ankadikely Ilafy) tetsy amin'ny komity ad'hoc,... Lire la suite.

0

Poster un commentaire.

* Champs obligatoires




Image CAPTCHA pour prévenir l'utilisation abusive
Si vous ne pouvez lire toutes les lettres ou chiffres, cliquez ici.
*

Envoyer

Chargement des Flux RSS...

 
Madatsara - Tout Madagascar en un clic