Tout Madagascar en un clic
Fitakian'ny "paramédicaux" Mizara roa ny mpitarika ny hetsika
Mizara roa ny olona manao ny fitakiana fanamboarana ny grille sy ny indémnité samihafa ho an'ny "paramédicaux". Voalohany, ireo "paramédicaux" itambaran'ny infirmiera sy ny mpampivelona fotsiny tarihin'i Valerien Rakotonandrasana izay nampahalala fa hitokona manomboka izao izy ireo noho tsy fahazoana fahafaham-po avy amin'ny minisitera mpiahy sy ny fanjakana ankehitriny. Faharoa ny "collectif... Lire la suite.
0

