Tout Madagascar en un clic

Ambondrona : Notapahin'ny mpanendaka tamin'ny sabatra ny tanan'ilay...

Tapaka nikirazorazo mihitsy ny tanan?ilay lehilahy ary safotra tsy nahatsiaro tena izy raha nokapain?ny jiolahy tamin?ny sabatra ny tanany. Tranga niseho tetsy Ambondrona io ny alin?ny alakamisy teo. Tokony ho tamin?ny 9 ora mahery teo raha hamonjy fodiana ny lehilahy iray no sendra jiolahy fito mirongo fiadiana ka nanendaka azy. Nosakanan?izy fitolahy ilay lehilahy ka ny sasany avy dia nibeda azy... Lire la suite.

0

Poster un commentaire.

* Champs obligatoires




Image CAPTCHA pour prévenir l'utilisation abusive
Si vous ne pouvez lire toutes les lettres ou chiffres, cliquez ici.
*

Envoyer

Madatsara - Tout Madagascar en un clic