Tout Madagascar en un clic

Flux RSS


Fandaharan-dalao faran'ny herinandro

BAOLINA KITRA Alahady 01/08 ? Tompondakan'Analamanga 9 ora : Famaranana ACV - « Super Vétéran » / Cnaps Sport # Asut11 ora : Famaranana « Vétéran » / Cnaps # Manjakalalao1 ora : Ajesaia # As Adema3 ora : Ekipa voafantina Analamanga # Japan Actuel'sSabotsy 31 / 07 ? Section ANT/RV ? Kianja Ambohimamory9 ora : Fc Dragon Besarety # Fc Rmc Anosizato11 ora : Aspa Antsahameva # Fc Ezaka ItaosyAlahady...Lire la suite.


Kitra ? SAVAMBOARA 2010  Hahazo 10 tapitrisa Ariary izay ekipa ho Tompondaka...

Ny ekipa voafantina avy any amin'ny farit'i boeny no nibata ny araram-boninahitra tamin'ny taon-dasa iny.Toy ny tamin'ny taon-dasa dia vola 10 tapitrisa Ariary no hatolotra ny ekipa voafantin'ny Faritra handrombaka ny anaram-boninahitra amin'ity SAVAMBOARA 2010, eo amin'ny taranja baolina kitra. Io no fantatra omaly tetsy amin'ny «Café de la Gare», nandritra ny fampahafantaran'ny avy ao amin'ny...Lire la suite.


Zaranaina Fanomezantsoa Nampiakatra fitsarana Ambony

« Fitsaran?olombelona ihany ireny, fa Andriamanitra tsy andrin?ny hafa andriko ihany », izany no voalazan?Atoa Zaranaina Fanomezantsoa raha nanome ny heviny mikasika ny fandavan?ny fitsarana ny fitoriana nataony izy. Raharaha  izay mampifanolana azy amin?Atoa Ramarovahiny Nicol izany, ary mikasika indrindra ny fahitana ny fanafody mahasitrana ny aretina Sida.  Tsy mari-pototra, hoy ny fitsarana, ny...Lire la suite.


Kolikoly avo lenta Karàna nampiditra entana hosokaNavotan'olona ambony...

Saika entana vaovao tsy mbola misy « marque » no tonga ao aminy ary ao vao apetany izany.Tra-tehakin'ny tomponandraikitry eo anivon'ny Minisiteran'ny ny varotra sy ny sampana miady amin'ny kolikoly na ny '' Bianco '' ny zomà 23 Jolay 2010 teo ny entana vaovao  maro tsy mbola misy famatarana na ''marque '' tao amin'ny karana mpivarotra iray ny kojakojan'entana  toy ny : fahitalavitra,...Lire la suite.


Tropy Jeannette Hisehatra « Ny voninkazo dia? rahampitso

Piesy manana ny lazany mitondra ny lohateny hoe ?Ny voninkazo dia? na ?Les fleurs sauvages? izay nosoratan?i Rosa Beby no holalaovin?ny tropy Jeannette rahampitso alahady 01 aogositra, eny amin?ny Teatra Monisipaly Isotry. Tantaran?i Aliza, kamboty vavy izay miaina any anaty ala kanefa mangetaheta ny hahafantatra ny fianakaviany no fototry ny tantara ka nahatonga azy ho tafaray tamin?i Jaotombo, tovolahy...Lire la suite.


Jaojoby-40 taona Totoafo ny konseritra hatramin?ny oktobra

Amin?ny maha jobily goavana faha-40 taona nanamarihany ny fiakarany an-tsehatra dia totoafo ny fampisehoana hotanterahin?i Jaojoby hatramin?ny volana oktobra izao. Raha 80 anefa no isan?ny tokony ho natao dia 10 monja no hotanterahina, nefa kosa hahazo ny anjarany avokoa ireo faritra ankoatra ireo tanàna hafa maro. Ho an?Antananarivo manokana dia hahazo fampisehoana indroa ka ny iray anaty efitrano...Lire la suite.


Oniversiten'Antananarivo Ahiana ho taona fotsy ity taona 2010 ity

Mbola nitohy hatramin'ny omaly ny fitokonana ataon'ireo mpandraharaha eny amin'ny Onivesiten'Antananarivo. Tsy nijanona teo amin'ireto farany ihany ilay fitokonana fa efa nitatra hatrany amin'ireo mpampianatra mihitsy.  Noho ny tsy mbola fandoavan'ny fanjakana ny karaman'izy ireo no anton'ny fitokonana.  Ahiana ho taona fotsy ity taona ity ho an'ny mpianatra eny Ambohitsaina, raha ny fanazavana...Lire la suite.


Ing. Bary Rafatrolaza ?Tsy mahatondra ny firenena araka ny tokony ho izy ny...

Mihazakazaka ny fandehan?ny toe-draharaham-pirenena tato anatin?ny herinandro vitsivitsy. Sehatra roa samy hafa no miezaka mitady vahaolana. Naneho ny heviny mahakasika izany Ing. Bary Rafatrolaza, (BR), mpikambana delegasiona Ankolafy Ravalomanana tany Maputo, Addis Abeba sy Pretoria. Isan?ny mandray anjara amin?ny anaran?ny antoko TIM amin?ilay sehatra ifanakalozan-kevitra ataon?ireo antoko politika...Lire la suite.


Tratra teny Ivato « Bois de rose » efa anaty baoritra maromaro

Tratra teny Ivato ny « Bois de rose » milanja 96 kilao. Hazo efa voatapatapaka izy io. Ny zoma heriny teo no nahatratraran'ny mpiasan'ny ladoany azy tao anaty baoritra miisa fito ary saika haondrana amin'ny fiaramanidina ho any Bangkok. Marihina fa sinoa no tompony. Omaly no nasehon'ny Tale jeneralin'ny Ladoany Razafindramiandra Vola ireto hazo sarobidy ireto. Efa noraofina daholo izy ireo ary...Lire la suite.


Fihariana Findramam-bola amin'ny Banky

Misy karazany maromaro ny fampindramam-bola azon'ny banky atao, na io orinasa, na mpiasa mpikarama, na mpiasa tena. Ny olona rehetra dia afaka manao findramam-bola amin'ny banky ka miankina amin'ny banky tsirairay ny vola azony ampindramina sy ny fombafomba arahina. Raha mpivarotra na mpanao asa tenaHo an'ny olona mpivarotra, na manao asa tena toy ny mpanao asa tanana, ohatra, dia mitovitovy ihany...Lire la suite.


7es Jeux de la Cjsoi - Cérémonie d'ouverture en grande pompe

Comme programmé, la cérémonie d'ouverture des 7es Jeux de la Cjsoi s'est déroulée au gymnase Jean Ivoula près du stade de l'Est. Lire la suite.


Editorial - Elections inutiles ?

C'est sans grande conviction mais sans convaincre non plus que la classe politique dans son ensemble, parle de futures élections. Lire la suite.


Deux arrestations à Toliara

Certes l'ouverture officielle des « Dinika santatra » dans le District de Toliara s'est bien déroulée sans aucun incident majeur à signaler et celui de Toliara aurait pu être classé par les mieux organisés sauf que dans la nuit de jeudi dernier, un petit événement s'est produit mais cela n'a eu aucune répercussion sur la tenue de la rencontre.Lire la suite.


« Omert » Ambatomirahavavy - Roa lahy nangalatra « fil » tratra tanaty...

Tovolahy roa mipetraka eny Anosibe sy 67 ha no tratra nangalatra tariby teny amin ' ny « Omert » Ambatomirahavavy. Sarona tamin ' ny barazy nataon ' ny Zandary izy ireo.Nafatratr' ireo jiolahy tanaty gony miisa efatra ireo tariby avy nangalariny teny amin' ny « Omert »  Ambatomirahavavy, ny alin' ny alarobia lasa teo.Lire la suite.


A bout portant du 31/07/10

Mine de rien :« Dinika santatra » dans le succès, malgré la décision des trois mouvances de les boycotterLire la suite.


Nous publions :

  • Vos articles : envoyez ici, ou par mail si votre article est déjà mis en forme et/ou avec des photos.
  • Vos photos par mail
  • Vos évènements par mail.

Change.

Du 31/07/2010 par BCM
EUR 2 830,02 Ariary
USD 2 178,94 Ariary
AUD 1 960,83 Ariary
CAD 2 110,46 Ariary
CHF 2 097,05 Ariary
DJF 12,40 Ariary
DKK 381,15 Ariary
GBP 3 400,45 Ariary
 
Madatsara - Tout Madagascar en un clic