Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRechercher

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Articles : -   Commentaires :

Presse Malgache au format RSS

S'abonner à ce flux

Tenisy - Tompondakan'i Afrika Nanome 1000 Euros ny ekipa nasionaly ny Mjsc

sur Taratra

        Novatsian'ny minisiteran'ny fanatanjahantena (Mjsc) vola mitentina 1000 Euros miampy tapakilam-piaramanidina 7 ny delegasiona malagasy hiatrika ny fifanintsanana amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika Faritra Atsimo eo amin'ny taranja tenisy, sokajy...

- Site : Taratra - Visité 3 fois

« Visa » amerikanina Azo aloa eny amin'ny Bni ny saram-pangatahana

sur Taratra

        Azon'ny olon-drehetra maniry ny hangataka « visa » ao amin'ny masoivoho amerikanina atao ny mandoa ny saran'ny fangatahana ao amin'ny banky Bni-Cl Madagascar nanomboka ny alatsinainy 5 janoary lasa teo. Mahatratra 131 dolara io sora-bola io ka ny...

- Site : Taratra - Visité 3 fois

Fanadinana CEPE sy BEPC Efa voafaritra ny daty fisoratana anarana

sur Taratra

         Raha mbola ao anatin'ny fanatontosana ny fandaharam-pianarana tanteraka ny mpianatra, Efa miomana amin'ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana Cepe sy Bepc sahady ireo tomponandraikitra.  Efa niditra amin'ny roa volana fahatelo ny mpianatra rehetra...

- Site : Taratra - Visité 3 fois

Raharaham-pirenena Hanelanelana ny Sefafi

sur Taratra

        Tsy hitazam-potsiny fa hiditra an-tsehatra hanelanelana manoloana izao raharaham-pirenena izao ny avy amin'ny Sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena (Sefafi). «Fanirianay ny tsy hisian'ny korontana sy ny herisetra. Fotokevitray hatramin'izay rahateo...

- Site : Taratra - Visité 3 fois

Andry Rajoelina Niantso ny Jly Dolin ho talen'ny kabinetra

sur Taratra

        Karazana governemanta kely ny manodidina ny ben'ny tanànan'Antananarivo Renivohitra, Andry Nirina Rajoelina, nanomboka omaly. Feno ireo mpikambana amin'ny kabinetra, amin'ny ankapobeny, taorian'ny fanovana farany tamin'ny 25 novambra 2008 lasa teo....

- Site : Taratra - Visité 2 fois

An-kitsim-po FAMPISEHOANA MARINA !

sur Taratra

        Taonan'ny fampisehoana. Izay indray no fenitra amin'ity taona ity, araka ny famaritan'ny Filoha Ravalomanana azy. Inona ary no hampisehoana ? Ny voalohany indrindra amin'izany amin'izao fiandohan'ny taona izao dia ilay fiaramanidina B.737-700 an'ny...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

ERAN-TANY

sur Taratra

         Varotra fiara any Alemaina   Tratran'ny krizy goavana  Taorian'i Etazonia sy Japana, any Alemaina indray izao no tratran'ny krizy eo amin'ny varotra fiarakodia tamin'ny taona 2008. Iny taona 2008 iny no ratsy indrindra ho an'ireo orinasa mpanamboatra...

- Site : Taratra - Visité 1 fois

Air Madagascar Mpanamory am-polony no indray nametra-pialana

sur Taratra

        Tsy voavaha ny olana! Ao anatin'izao fikorontanan'ny zotra anatin'ny Air Madagascar izao, mpanamory am-polony no indray nametraka ny antontan-taratasy fialana. Anisan'ny antony ny lafiny karama, satria tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy raha ny...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Loka « Musiques de L'Océan Indien » Tokony ho maro ny Malagasy hifaninana

sur Taratra

        Voamarina izao fa eto Antananarivo indray no hanaovana ny famaranana ny loka «Musiques de L' Océan Indien» amin'ity taona ity. Nanamafy izany i Serge Trouillet, anisan'ny tompon-kevitra sy mpikarakara ny fifaninanana, izay mandalo eto Madagasikara...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Federasion'ny rugby Tsara ny vokatra

sur Taratra

        Ny fiadiana ny ho tompondakan'i Madagasikara «Top 8» no hamaranan'ny federasiona malagasin'ny rugby ny taom-pilalaovana 2008. Tsara ny vokatra ho an'ny taom-piasan'ny ekipa notarihin'i Zo Andriantsilavo. «Be ny vita kanefa mbola maro koa ny tokony...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Page : 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10



Madatsara 2009 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Feedback Form