Rechercher
Site
Publicité
Les Plus visités
Visité aujourd'huiNilaza ny sasany amin’ireo mpanohitra talohan’ny 26 jona fa manana fandaharanasa tsara noho ny an’ny fitondrana, na ny Madagasikara am-perinasa (Map). Fotoana famoahan’ireo antoko politika fandaharanasa amin’izay izao, araka ny fijerin’ny mpanao politika...
- Site : Taratra - Visité 2 foisVao tamin’ny 30 avrily no nisy fanovana governemanta. Nafindra andraikitra tamin’ny 23 jona koa ny minisitry ny fahasalamana teo aloha. Mety mbola hisy fanovana koa ato ho ato. Re siosio fa mety mbola hisy fanovana mpikambana ao amin’ny governemanta...

- Site : Taratra - Visité 2 foisRaha somary niato kely ny fiadiana ny Championnats «U» tamin’ny taon-dasa noho ny fisian’ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena nandraisana ny Lalaon’ny Nosy farany teo, hisy indray izany amin’ity taona ity. Ny 5 – 6 jolay izao eny...

- Site : Taratra - Visité 1 foisVoasoritra sahady ireo laharam-pahamehan’ny minisitera tsirairay amin’ny taona 2009. Izay no vokatry ny fivoriana nandinihana ny mety ho firafitry ny tetibolam-panjakana amin’ny 2009 ka hatramin’ny 2012 izay mahakasika ireo sehatrasa hotanterahin’ny...
- Site : Taratra - Visité 1 foisFoana noho ny lafiny ara-teknika ny andiany faha-18 sy faha-19-n’ny fifaninanana triathlon eto amintsika izay tokony ho notanterahina tany Vatomandry sy Ambila ny volana jona lasa teo. Araka ny nambaran’ny tompon’andraikitra iray amin’ny fikarakarana,...
- Site : Taratra - Visité 1 foisItrangan’olana ny fanatanjahantena an-tsekoly, iray volana sy tapany mialoha ny fifaninanam-pirenena. Nisy ireo taranja nofoanan’ny minisitera misahana izany. Voakenda roroka arak’izany ny mpianatra. Araka ny vaovao voaray teo anivon’ireo mpanabe...
- Site : Taratra - Visité 1 foisLany omaly teny anivon’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna 004/2008 tamin’ny 5 mey 2008 mikasika ny vaomiera nasionaly manokana momba ny zon’olombelona. Marihina fa ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-60 taona nanambarana tamin’ny fomba...
- Site : Taratra - Visité 1 foisTrangam-piarahamonina misongadina amin’izao fotoana izao ny fahantrana izay miseho amin’ny endrika maro. Eto an-drenivohitra no hita taratra indrindra izany. Eny an-tanàn-dehibe no tena miharihary izany araka ny fanamarihan’ireo depiote nivory teny...
- Site : Taratra - Visité 1 fois