Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRechercher

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Articles : -   Commentaires :

Presse Malgache au format RSS

S'abonner à ce flux

Kitra - «Telma Coupe de Mada» Homena «puce» maimaimpoana ny mpijery

sur Taratra

         Ho fantatra mandritry ny famaranana ny «Telma Coupe de Mada», taranja baolina kitra, hikatrohan'ny Ifc sy ny Adema, izay ho tompon'ny amboara 2008. Mandritra izany no hanomezana «puce » maimaimpoana ireo mpijery.  Hiavaka ny famaranana ny fiadiana...

- Site : Taratra - Visité 4 fois

Dokoteran-dranomaso Nomanina enim-bolana, vita 7 andro

sur Taratra

        Miala any indray ny sarimihetsika vaovao «Dokoteran-dranomaso», novokarin'ny Mah-Ki Prod. Halefa voalohany ao amin'ny Cinéma Rex ny asabotsy 13 desambra ho avy izao. Hafakely ny nanatontosana azy satria niofanana nandritra ny enim-bolana ny pitsopitsony...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Njakatiana hihira an'i Bessa «Voninahitra ho ahy ny fiantsoana manokana»

sur Taratra

         Nosafidian'i Bessa manokana hamelona ireo hirany sasantsasany i Njakatiana. « Voninahitra lehibe ho ahy izany, ka nekeko tsy tam-pisalasalana », hoy ity farany. Resadresaka manokana nifanaovana tamin'i Njakatiana.    Gazety Taratra (*): «Njakatiana...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Maevatanana Tovolahikely 16 taona nanendaka mpampianatra

sur Taratra

        Mirongatra ny fanendahana sy ny harom-paosy any Maevatanana amin'izao fotoana izao. Ny asabotsy alina lasa teo, tovolahikely iray tokony ho 16 taona no nidaroka sy nanendaka mpampianatra nanendahany. Lasany tamin'izany ny vola 50.000 Ar tany amin'ilay...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Haintrano tany Ambilobe May kila ilay rangahy

sur Taratra

        Ny alin'ny alahady teo, tokony ho tamin'ny 8 ora tany ho any, nitrangana haintrano nahafatesan'olona tao Ambilobe. Ny fipoahan'ny herinaratra no heverina fa nahatonga ny afo. Nikoropaka nivoaka ny rehetra tao an-trano vantany vao nanomboka ny firehetana....

- Site : Taratra - Visité 2 fois

INDRAIM-BAVA Mandroso isika saingy ...tsy mivoatra

sur Taratra

        Ndeha mba hifanontany kely hoe inona no tiantsika : mandroso sa ... mivoatra ? Kilalaon-teny fandanian'andro izany, hoy ny sasany. Tsia tompoko ! Hifarana ity ny taona 2008 ka raha dinihina amin'ny antsipiriany, mandroso tokoa isika, saingy... tsy...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Fanafihana mitam-piadiana Voasambotra ry Mosa sy ny tariny

sur Taratra

         Fanafihana mitam-piadiana   Voasambotra ry Mosa sy ny tariny   Iray tamin'ireo jiolahy nanafika sy nandroba tao amin'ny tokantranona mpivady, tompona farmasia etsy Andrefan'Ambohijanahary sisa miriaria any. Tra-tehaka niaraka tamin'ny basy poleta...

- Site : Taratra - Visité 1 fois

Afaka hiaina ny mpandraharaha Tsy tataovan-kaba ny akora hafarana

sur Taratra

        Nivaly ny fangatahan'ny mpandraharaha ! Tsy hakana haba intsony ny akora, fitaovana, hafaran'ny mpandraharaha tsy miankina avy any ivelany. Hihatra manomboka amin'ny taona ho avy io ary efa voasoratra ao anatin'ny tetibola 2009. Io no anisan'ny nambaran'ny...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Loabary an-dasy Niaiky ny fanakianana ny Praiminisitra

sur Taratra

        Niaiky ny fanakianana avy amin'ireo mpandray anjara amin'ny loabary an-dasy ny praiminisitra Rabemananjara tamin'ny resaka nifanaovany tamin'ny mpanao gazety, teny Iavoloha, omaly. "Deraina ny fahasahian'izy ireo nilaza ny tsy vita ary nanakiana lafin-javatra...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Fiovana lehibe maitso Hampiasana trakitera 400

sur Taratra

        Ny sehatry ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra no tena mibahana ao anatin'ny teny ifanomezana faha-4 ao amin'ny Map. Nivoaka koa ny tarehimarika ho an'ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Manampy ireo ny mikraofinansa sy ny fananan-tany. Fampitomboana...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Page : 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10



Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony