Rechercher
Site
Publicité
Les Plus visités
Visité aujourd'huiNiova tamin’ny nahazatra azy ireo parlemantera roa tonta tamin’ny famaranana ny fotoam-pivoriana voalohany, omaly. Samy nilaozana ny kabary politika. Nifarana omaly avokoa ny fivoriana ara-potoanan’ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona....
- Site : Taratra - Visité 3 foisHiatrika ny fanitarana sy fanatsarana ny trano ao Taninanandrano, Ampandrana, ny Fiangonana Kristianina Fifohazam-panahy eto Madagasikara (Fkfm). Izy ireo rahateo no nomen’ny minisiteran’ny atitany hampiasa ny toerana, taorian’ny fifanolanana teo...
- Site : Taratra - Visité 3 foisAmin’ny alatsinainy izao vao tena hanomboka ny fidinana eny an-tsena hataon’ny minisiteran’ny toekarena sy ny varotra ary ny indostria miaraka amin’ny minisiteran’ny fahasalamana hanafoanana ny entana tsy ara-dalàna. Fomba fiasa angaredona (Rri)...
- Site : Taratra - Visité 2 foisNanao atrikasa momba ny miralenta sy fananan-tany, mahakasika mivantana ny vehivavy omaly tany Fianarantsoa ny Sehatra iombonana momba ny fananantany (Sif). Ahoana ny momba azy ireo, ny olana sedrainy manoloana ny fahazoana tany ? Maro tokoa ireo...
- Site : Taratra - Visité 4 foisAnio sy rahampitso alahady ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina no hanatontosan’ny ligin’Analamanga ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga eo amin’ny taranja karate. Hafotaka ny fifaninanana satria mpikatroka avy amin’ireo seksiona 7 amin’ny 8 no...
- Site : Taratra - Visité 4 foisTaorian’ny fanakianan’ny Filoham-pirenena ny baolina kitra malagasy farany teo, amboarina any ifotony izany. Ilay manampahaizana alemà avy amin’ny federasiona iraisam-pirenena (Fifa), Günter Zittel, no hisahana izany. Tsy hanazatra ny Barea izy....
- Site : Taratra - Visité 5 fois«Tongava speed» Hetsika iray vaovao hokarakarain’ny Do Sol ny «Tongava speed». Fotoana iray hanaovan’ity trano mpamokatra ity varo-boba ireo rakikira navoakany hatramin’izay io. Anio manomboka amin’ny 10 ora, eny amin’ny Garan’i Soarano. Hahazoan’ireo...
- Site : Taratra - Visité 3 foisBanga iray indray ny tontolon’ny hosodokon’ny ankehitriny. Nodimandry afakomaly Dr Ratrema, iray amin’ireo ela sy niavaka tamin’io sehatra io. «Manosodoko aho, noho izany misy aho. Hafa aho, nefa manaiky ny fahasamihafana». Izay no teny filamatr’i...
- Site : Taratra - Visité 3 foisNifanojo tamin’ny fankalazana ny fetim-pirenena ny andron’i Madagasikara eo anivon’ny Unesco, notontosaina tany amin’ny foibe any Parisy ny 26 sy 27 jona teo. 2 andro nivoizana ny «Madagasikara voajanahary», izay notarihin’ny masoivohon’i Madagasikara...
- Site : Taratra - Visité 3 foisNotafihana andian-jiolahy nirongo basy ny fiarakodia nitondra volabe 241 tapitrisa Ariary mahery saika handoavana karaman’ny mpiasana orinasa sinoa iray tetsy Andranomena, omaly. Taorian’ny fifanenjehana, narahana fifampitifirana, voasambotry ny...
- Site : Taratra - Visité 1 fois