Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRechercher

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

S'abonner à ce flux

Articles : -   Commentaires :

Presse Malgache au format RSS

Asa tanana malagasy Hisedra fampirantiana lehibe any Ouagadougou

sur Taratra

        Handray anjara amin’ny andiany faha-11 amin’ny fampirantiana iraisam-pirenena ny vokatry ny asa tanana aty Afrika (Siao), izay hotanterahina any Ouagadougou atsy ho atsy, i Madagasikara. Tombony lehibe ho an’ny mpanao asa tanana sy ity sehatra ity...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

SOMBINTSOMBIM-BAOVAO

sur Taratra

         Atletisma  Hiantohan’ny minisiteran’ny fanatanjahantena ireo atleta 24 mianadahy, hiatrika fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny tanora eto anivon’ny Ranomasimbe Indianina (Cjsoi), hotanterahina atsy amin’ny Nosy Seychelles ny 29 jolay ka...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Kendo Hanampy antsika ny federasiona iraisam-pirenena

sur Taratra

        Milaza ny hanampy antsika amin’ny lafiny rehetra, indrindra fa ny ara-pitaovana, ny federasiona iraisam-pirenen’ny taranja Kendo izay any Japana ny foiben-toerany, rehefa tafatsangana soa aman-tsara ny ligy na federasiona misahana izany eto Madagasikara....

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Tsiliva Faradoboka eto Antananarivo

sur Taratra

        «Kilalaky mi-chauffe». Anaran’ny seho faradoboka hataon’i Tsiliva eto Antananarivo io. Eny Bevalala no hanaovana izany ny 21 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Hanohy ny fitetezam-paritra mantsy izy taorian’ny seho tany La Réunion, ka...

- Site : Taratra - Visité 1 fois

Fampisehoan’ny tarika Hasina Hanome aina ny hira ny mpilalao sarimihetsika

sur Taratra

        Hiavaka sy ho hafa noho ny fahita hatramin’izay ny fampisehoan’ny tarika Hasina amin’ny alahady 6 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Ccesca Antanimena. Tsy hijanona eo amin’ny hira fotsiny ny tolotra fa horavahana fihetsika...

- Site : Taratra - Visité 1 fois

Fahaleovantena amerikanina Feno 232 taona omaly

sur Taratra

        4 jolay 1776 – 4 jolay 2008. Feno 232 taona omaly ny fahaleovantenan’ny fanjakana federalin’i Etazonia. Nosoniavina tao Filadelfia ny antontan-taratasy nanambarana ny fahaleovantenan’ireo zanatany britanika, 13 tao Amerika Avaratra, tamin’izany....

- Site : Taratra - Visité 2 fois

INDRAIM-BAVA Vola sy voly… avotra

sur Taratra

        Krizy ara-tsakafo ! Izany izao no malaza sy mampanahy eran-tany, indrindra amin’ny tany mahantra. Eto amintsika, ambaran’ny mpitondra mandrakariva ny hoe tsy mbola misy krizy ara-tsakafo eto, ary tsy ahiana ny ho fiantraikan’izany. Fiarovana ara-tsakafo...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Filoha Levy Mwanawasa Nitsangana tamin’ny maty

sur Taratra

        Tsy marina ny vaovao niely teo anivon’ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina. Nambaran’ny filoha lefitra zambianina, Rupiah Banda, fa tsy maty araka ny voalaza akory ny Filoha Levy Mwanawasa. Afakomaly anefa efa niantso fahanginana iray minitra...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Tora-bato, doro trano, fanapoahana grenady Rotaka be halina tao Imerintsiatosika

sur Taratra

        Tora-bato, doro trano, fanapoahana grenady Rotaka be halina tao Imerintsiatosika  Tranobe iray misy rihana roa, fiarakodia madinika iray, kamiao be roa, mini-bus iray no may kila firehitra. Am-polony no voasambotra. Nirefodrefotra ny grenady mandatsa-dranomaso…Rotaka...

- Site : Taratra - Visité 7 fois

Loholona Robert Edouard « Adidy mitohy ny eto Anosikely »

sur Taratra

        Notendren’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana handimby toerana ny loholona Rajemison Rakotomaharo, ny 1 jolay teo ny loholona Robert Edouard. Nantsoina hamonjy ny andraikiny teny amin’ny Lapan’Anosikely izy, afakomaly. Nambarany fa adidy mitohy...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Page : 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10



Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony