Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Articles : -   Commentaires :

Presse Malgache au format RSS

S'abonner à ce flux

Nisy namono ? Potika tanteraka ny fatin'ilay vehivavy

sur Taratra

         Fatim-behivavy iray tokony ho 28 taona no hitan'ny olona tao anaty kirihitra teny Anosizato, omaly antoandro. Mety ho nisy namono sy nanary teny an-toerana izy io.  Efa potika tanteraka ny fatin'ity tovovavy hitan'ny olona teny Anosizato omaly ity....

- Site : Taratra - Visité 4 fois

Governemanta - Loholona Nalefadefaka ny fifandaharana

sur Taratra

        Nalefadefaka ny fifandaharana tamin'ny ankapobeny ary voasafosafon'ny mpikambana amin'ny governemanta ny famaliana ny fanontanian'ireo loholona, omaly tao Anosikely.  Santionan'ny fanontanian'ireo loholona ny momba ny vidin-tsolika. Valiny : "Iray...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Kaominina ambanivohitra Mahavelona Tafapetraka ny «Village Phone»

sur Taratra

        Vokatry ny fiaraha-miasan'ny fanjakana sy ny orinasa Zain ary ny mpampindram-bola madinika dia tafapetraka any amin'ny kaominina ambanivohitra Mahavelona, distrikan'Ankazobe, omaly ny «Village Phone», na ny vohitry ny fifandraisana. Mpanjifa 14000...

- Site : Taratra - Visité 3 fois

Fampitomboana ny vokatra Ny fitaovana sy ny lalana no tsy ampy

sur Taratra

         Nivantana tamin'ny tantsaha amin'ny ankapobeny sy ny minisiteran'ny fambolena, fiompiana ary ny jono ny Filoha Ravalomanana, omaly, nandritra ny fizarana loka ho an'izay mpamboly nahavokatra be indrindra.  «Mahavita zavatra tsara ny tantsaha raha...

- Site : Taratra - Visité 4 fois

SAKAMALAHO SY HAVOZO Aza rovitina ny boky

sur Taratra

        Tranomboky : toeran'ny tahirin-kevitra sy rondohan'olona maro. Betsaka ny ankizy no manao fikarohana any amin'izy ireny ary maro ireo velon-taraina fa tsy hita ilay pejy tadiavina fa nisy nandrovitra. Toe-tsaina mahamenatra sady manorisory kanefa...

- Site : Taratra - Visité 3 fois

Kitra - «Telma Coupe» Ho fantatra rahampitso izay ho tompony

sur Taratra

        Ho fantatra rahampitso alahady etsy amin'ny kianjaben'i Mahamasina izay ho tompon'ny amboaran'i Madagasikara 2008, eo amin'ny As Adema sy ny Ifc. Lalao hanan-danja satria izay mivoaka mandresy eo no hisolo tena an'i Madagasikara eo amin'ny fifaninanana...

- Site : Taratra - Visité 5 fois

HITSY TORAKA Tsy misy ambonin'ny lalàna

sur Taratra

        Tsy vao izao akory no mitranga ny olana eo amin'ny minisiteran'ny fanatanjahantena (Mjsc) sy ireo federasiona ara-panatanjahantena eto amintsika. Samy miziriziry amin'ny heviny tsy misy mety milefitra ny roa tonta satria samy mihevitra fa manana ny...

- Site : Taratra - Visité 5 fois

Viva Star Dihy Rindran-dihy sy famoronana no hitsarana

sur Taratra

         Raha 16 no isan'ireo antokon'ankizy tokony hiatrika ny ampahefa-dalana amin'ny «Viva Star Dihy», nanjary 24 izany noho ny hamaroan'ny mpandray anjara. Hiroso amin'ny manasa-dalana izy ireo ka ny rindran-dihy sy ny famoronana no hitsarana.  Ny alakamisy...

- Site : Taratra - Visité 1 fois

INDRAIM-BAVA Maika noho ny maika

sur Taratra

        Mahasorena, mampalahelo ny mandre ny loza mitatao eo amin'ny tanora malagasy, indrindra ny ankizy tsy ampy taona eto amintsika amin'izao fotoana izao, noho ny firongatry ny fivarotan-tena sy ny fironan'izy ireo amin'izany. Tongo-bakivaky tokoa, ka...

- Site : Taratra - Visité 2 fois

Fanaparitahana sary mamoafady Tsy afa-bela fa migadra 8 taona ilay vazaha

sur Taratra

         Fanaparitahana sary mamoafady   Tsy afa-bela fa migadra 8 taona ilay vazaha   Notanan'ny fitsarana ambony, omaly, ny didy nanameloka ilay teratany frantsay higadra 8 taona an-tranomaizina, noho izy voampanga ho nanao fihetsika mamoafady tamin'ny...

- Site : Taratra - Visité 4 fois

Page : 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10



Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony