Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRechercher

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

S'abonner à ce flux

Articles : -   Commentaires :

Presse Malgache au format RSS

Gidragidrabe teny Ambohibao 4 dahy nandroba 241 tapitrisa Ar

sur Taratra

         Notafihana andian-jiolahy nirongo basy ny fiarakodia nitondra volabe 241 tapitrisa Ariary mahery saika handoavana karaman’ny mpiasana orinasa sinoa iray tetsy Andranomena, omaly. Taorian’ny fifanenjehana, narahana fifampitifirana, voasambotry ny...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

VAOVAO TAMBATRA

sur Taratra

         Volabe ho an’ny rano sy fanadiovana  Mitentina 50 tapitrisa dolara ny fanohanana avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena hanamafisana ny famatsiana rano fisotro madio sy ny fahadiovana eto amintsika. Nohamafisin’ny solontenan’ny Banky Iraisam-pirenena...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Lapan’Iavoloha Hahazo 4x4 ihany ireo depiote tsy miankina

sur Taratra

        Nampanantsoin’ny Filoha Ravalomanana Marc tampoka teny amin’ny Lapan’Iavoloha, omaly, ireo depiote rehetra, taorian’ny lanonam-pamaranana ny fivoriana ara-potoana voalohany. Nambarany tamin’izany koa fa homena fiara tsy mataho-dalana (4x4) avokoa...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Famongorana sakafo hamidy tsy ara-dalàna Ankasitrahan’ny maro

sur Taratra

        Betsaka ny mankasitra ny hetsika hataon’ny minisiteran’ny toekarena sy ny varotra ary ny indostria miaraka amin’ny minisiteran’ny fahasalamana amin’ny famongorana ny entana tsy ara-dalàna eny an-tsena. Resadresaka   Fanilo, mpanjifa  Mety mihitsy...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

INDRAY MIJERY

sur Taratra

         “Test rapide” ahafahana mitily aretina 4  Nampahalalana omaly ny “Test rapide de diagnostic” ahafahana mitily ao anatin’ny fotoana fohy ny aretina Vih/Sida, tazo, tety sy raboka. Ny laboratoara Standard Diagnostic Inc no nampiditra izany eto amintsika....

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Asa tanana malagasy Hisedra fampirantiana lehibe any Ouagadougou

sur Taratra

        Handray anjara amin’ny andiany faha-11 amin’ny fampirantiana iraisam-pirenena ny vokatry ny asa tanana aty Afrika (Siao), izay hotanterahina any Ouagadougou atsy ho atsy, i Madagasikara. Tombony lehibe ho an’ny mpanao asa tanana sy ity sehatra ity...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

SOMBINTSOMBIM-BAOVAO

sur Taratra

         Atletisma  Hiantohan’ny minisiteran’ny fanatanjahantena ireo atleta 24 mianadahy, hiatrika fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny tanora eto anivon’ny Ranomasimbe Indianina (Cjsoi), hotanterahina atsy amin’ny Nosy Seychelles ny 29 jolay ka...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Kendo Hanampy antsika ny federasiona iraisam-pirenena

sur Taratra

        Milaza ny hanampy antsika amin’ny lafiny rehetra, indrindra fa ny ara-pitaovana, ny federasiona iraisam-pirenen’ny taranja Kendo izay any Japana ny foiben-toerany, rehefa tafatsangana soa aman-tsara ny ligy na federasiona misahana izany eto Madagasikara....

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Tsiliva Faradoboka eto Antananarivo

sur Taratra

        «Kilalaky mi-chauffe». Anaran’ny seho faradoboka hataon’i Tsiliva eto Antananarivo io. Eny Bevalala no hanaovana izany ny 21 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Hanohy ny fitetezam-paritra mantsy izy taorian’ny seho tany La Réunion, ka...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Fampisehoan’ny tarika Hasina Hanome aina ny hira ny mpilalao sarimihetsika

sur Taratra

        Hiavaka sy ho hafa noho ny fahita hatramin’izay ny fampisehoan’ny tarika Hasina amin’ny alahady 6 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Ccesca Antanimena. Tsy hijanona eo amin’ny hira fotsiny ny tolotra fa horavahana fihetsika...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Page : 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10



Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony