Rechercher
Site
Publicité
Les Plus visités«Festival Angaredona» - Ambohijatovo Noravan'ny polisy ny fampisehoana «Manakotaba ny manodidina !». Izay no antony nandravan'ny mpitandro filaminana ny lanonana ankalamanjana teny Ambohijatovo, tao anatin'ny «Festival Angaredona» omaly. Tsy vitan'izay...
- Site : Taratra - Visité 3 foisAraka ny fanapahan-kevitry ny minisiteran'ny fitaterana tamin'ny volana jolay teo, amin'ny alakamisy ho avy izao no hampiharina ny fepetra vaovao hifehy ny fiara mpitatitra eny amin'ny toby Ampasampito. Niainga tamin'ny fifanarahan'ny 4 tonta (minisitera,...
- Site : Taratra - Visité 4 foisManjaka tanteraka ny lalànan'ny tolotra sy ny tinady eo amin'ny tsenan'ny atody amin'izao fotoana izao. Raha niakatra avokoa ny karazan-tsakafo omena ny akoho manatody lava, nitsontsorika kosa ny vidin'ny atody hatrany amin'ny mpiompy noho ny fahavitsian'ny...
- Site : Taratra - Visité 5 foisFahazaran'ny mponina ao anatin'ny Faritra Atsimo Atsinanana ny doro tanety, rehefa fotoanan'ny maintany toy izao. Tsy mbola miova ny fomba amam-panao, izay heverin'ireo mpiompy omby aman'osy fa hahafaha-manatsara ny ahitra hohanin'ny biby. Eo anelanelan'i...
- Site : Taratra - Visité 4 foisMisy sa tsia ny demokrasia eto amintsika ? Maneho ny fijeriny Andriambolamanana Ephraïm, mpandrindra ankapobeny ny tambajotran'ny tanora ho amin'ny demokrasia sy ny politika (Rjdp) : « Mandroso mihemotra ny demokrasia eto amintsika. » Gazety Taratra...
- Site : Taratra - Visité 5 foisTamin'ny 18 aogositra no nisokatra ny fametrahana ny antontan-taratasy ho an'ireo mpianatra hifaninana hiditra amin'ny taona voalohany, eny anivon'ny Sekoly ambony momba ny fambolena sy ny fiompiana, Ankatso. Amin'ny 17 oktobra no daty fara fandraisana...
- Site : Taratra - Visité 5 foisNatao tao amin'ny Kaominina ambonivohitr'Antsirabe ny faran'ny volana aogositra lasa teo ny atrikasa nokarakarain'ny tetikasa Aro, niaraka tamin'ny ONG «SOS aux victimes du non droit» (Svnd) Antsirabe ary niompana indrindra amin'ny ady amin'ny herisetra...
- Site : Taratra - Visité 3 foisAngelina Jolie, afaka milalao sarimihetsika eorôpeanina «... Tena liana amin'ny filalaovana sarimihetsika eorôpeanina tokoa ny tenako ». Io no navalin'ilay mpilalao sarimihetsika malaza Angelina Jolie raha nanontanian-dry zareo avy ao amin'ny gazety...
- Site : Taratra - Visité 6 foisEfatra mianadahy no hiatrika ny famaranana amin'ny fifaninanana «Viva Star Kabary». Ao amin'ny K'Art Antanimena ny zoma 5 septambra izao manomboka amin'ny 7 ora sy sasany hariva no hiatrika mivantana azy 3 mianadahy mpitsara, (Andriamboavonjy Hanitra,...
- Site : Taratra - Visité 4 foisMitady vokatra tsara eo amin'ny fanatanjahantena ny minisitera. Izay indrindra no nahatonga ity departemanta iray ity hanomana sahady ny Lalao Olympika taona 2012 any Londres, Angletera. Amin'ny alalan'ireo fifaninanana iraisam-pirenena samihafa no...
- Site : Taratra - Visité 5 fois