Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRechercher

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Presse Malgache au format RSS

S'abonner à ce flux

L'adresse de ce flux RSS a changé depuis le 25 Fév. 2009, si vous vous êtes déjà abonné à ce flux RSS, veuillez actualiser l'adresse de celle-ci.

Ririnina 5.000 Ar-25.000 Ar ny akanjo "fripy"

sur Taratra

         Santionany amin'ny fitafy fitondra amin'ny ririnina mamirifiry ireto entina amintsika ireto. Manodidina ny 5.000 Ar ka hatramin'ny 25.000 Ar ny eny amin'ny fripy.  Mitety tsena isan-kerinandro ireo mpivarotra akanjo mafana etsy amin'ny Mitety tsena...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Etazonia-Madagasikara Nifanaraka ara-barotra hatramin'ny taona 1881

sur Taratra

         Tsy ny Agoa vao tamin'ny taona 2000 no niatombohan'ny raharaham-barotra teo amin'i Etazonia sy Madagasikara. Tamin'ny taona 1881 no teraka ny fifanarahana ara-barotra teo amin'ny firenena roa tonta. Notsiahivin'ny masoivoho amerikanina, Frédéric...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Triathlon - Afrika Nanome fitaovana ny Fmc

sur Taratra

        Nanome bisikileta voatokana hifaninanana iray ho an'ny ekipa nasionaly hiatrika ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika, taranja triathlon, ny federasiona malagasin'ny hazakazaka am-bisikileta (Fmc). Marihina fa anisan'ny taranja mandrafitra ny triathlon...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

« Amalgam 2 » Hanehoana tononkalo sy lamaody

sur Taratra

        Hanome lanja ny famoronan-damaody, amin'ny alalan'ny akora misy eto Madagasikara. Izay no tanjon'i Lova Santatra nandritra ny hetsika «Amalgam». Hisy andiany faharoa izany ny 25 jolay izao eny amin'ny Cemes Betongolo. Toy ny tamin'ny voalohany ihany,...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Hetsika ho an'ny Fihavanana Seho maimaimpoana eny Antsonjombe

sur Taratra

         Tsy mbola tapitra ny fety ! Hitohy eny Antsonjombe indray ny fampisehoana maimaimpoana ny alahady izao. Hetsika ho an'ny Fihavanana no hotanterahina.  «Aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana». Miainga avy amin'izay fahendrena...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Hat Nitondra porofo any Bruxelles

sur Taratra

        Lasa any Bruxelles, aninkeheo maraina, ny delegasion'ny Hat, notarihin'ny Filohany, Andry Rajoelina, araka ny fanasan'ny Vondrona Eoropeanina. Hanazava ny tena zava-misy marina, araka ny fiheverany izy ireo ny 6 sy 7 jolay ho avy izao. Nitondra tahirin-kevitra...

- Site : Taratra - Visité 1 fois

Rajoelina «Tsy ho ahy ny Fikaonandoham-paritra»

sur Taratra

        «Nisongadina ny fandraisan'anjara mavitrika tamin'ireo antoko politika samihafa na nilaza tsy hanatrika aza». Izay no anisan'ny nasongadin'ny Filohan'ny Hat, Rajoelina Andry Nirina nanotrona ny famaranana ny Fikaonandoham-paritra tany Vakinankaratra,...

- Site : Taratra - Visité 1 fois

Fikaonandoham-paritra Nifantohana ny fanjakana tokana

sur Taratra

        Fanjakana tokana sy laïka, famafan-keloka, fe-potoam-piasan'ny Filoha. Anisan'ireo adihevitra nisongadina tamin'ny Fikaonandoham-paritra nanerana ny Nosy ireo, nandritra ny hefarana. Nibahan-toerana ny fanirian'ny maro ny hitanana ny fanjakana tokana...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Halatra lamba Enin-dahy sarona

sur Taratra

        Sarona ihany ireo atidohan'ny fangalaran-damba sy akanjo efa vonona hamidy ao amin'ny orinasa afakaba iray eny Tanjombato. Tratra ambodiomby teo am-pangalarana ireo fonosan-damba, misy 300 m mahery ny iray tamin'ireto olon-dratsy ireto, ny alin'ny...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

By Pass Talena kabinetra voadaroka

sur Taratra

        Naratra ny talen'ny kabinetran'ny minisiteran'ny serasera noho ny herisetra nataon'olona maromaro mipetraka eny Amoronankona, By Pass Ambohimanambola, ny alin'ny alakamisy teo, tamin'ny 9 ora latsaka fahefany. Namonjy ny vadiny maty fiara teny amin'ny...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Page : 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10



Madatsara 2009