Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRechercher

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Sites : -   Articles : -   Commentaires :

Presse Malgache au format RSS

HITSY TORAKA «Mangina sao esoriko eo.. !»

sur Taratra

        Tsikaritra fa tsy mbola miova hatramin’izao ny fomba fisainan’ny mpitondra fanatanjahantena sasany eto amintsika. Betsaka amin’izy ireo no tsy mahatanty fanakianana. Raha tena ilaina izany ho an’ireo firenena efa mandroso any ivelany, ny mifanohitra...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Atletisma Hanaraka fiofanana atsy Dakar Rakotomalala Tsiry

sur Taratra

        Rakotomalala Tsiry Manantena. Izy irery ihany no mpanazatra malagasy eo amin’ny taranja atletisma hanaraka ilay hetsika nampitondrain’ny federasiona iraisam-pirenena (Iaaf) ny anarana : «Cours d’Académie pour Directeur de Développement de la Formation...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

INDRAY MIJERY Tsena vaovao any Vohipeno

sur Taratra

        Nitokana ny tsena nasiam-panamboarana tao Vohipeno ny filohan’ny Antenimierandoholona, Yvan Randriasandratriniony sy ny mpiara-dia aminy ny talata teo. Niarahana tamin’ny tetikasa Accord ny asa izay novatsian’ny vondrona eorôpeanina vola. «Mitombo...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Mpiadina bakalorea Mbola ao anatin’ny famerenana

sur Taratra

        18 taona i Sarindra ary sambany no hiatrika ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity. Tao amin’ny sekoly Saint Antoine izy no nandranto fianarana ary nisafidy ny sokajy C. Volana vitsivitsy taorian’ny fanombohan’ny taom-pianarana 2007-2008 no nanaraka...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

VAOVAO TAMBATRA

sur Taratra

         Orinasa Mittal - Liana amin’i Madagasikara  Mety haka ampahany amin’ny renivolan’ny Rio Tinto, orinasa renin’ny Qmm mitrandraka fasimainty any Taolagnaro ilay mpanefoefo indianina Laksmi Mittal, tompon’ny Mittal. Ity orinasa ity no sangany eo amin’ny...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Fizahantany Sarihana ireo mpandeha sambo avy any Azia

sur Taratra

        Nandalo teto an-toerana ny minisitry ny fizahantany maorisianina, Xavier Luc Duval, hanokatra ny fizahantany amin’ireo mpandeha sambo avy any Azia aty amin’ny Ranomasimbe Indianina «Tsy tokony hionona amin’ny nosy iray fotsiny ny vahiny fa hitety...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Madagasikara-Afrika Atsimo Miditra amin’ny fiaraha-miasa matotra

sur Taratra

        Nifarana omaly ny dian’ireo delegasiona afrikanina tatsimo nivory niaraka tamin’ny solontenam-panjakana maromaro tao amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny. Nohamafisin’Atoa ambasadaoro, Denis Andriamandroso, ny firosoana amin’ny fiaraha-miasa matotra...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Ivotoeran’ny baolina kitra Adema 40 tapitrisa Ariary no hanodinana azy

sur Taratra

        Hihodina manomboka amin’ny volana aogositra ho avy izao ny ivotoeram-piofanana baolina kitra «Fitarikandro» Adema. Toerana hamolavolana ireo kintan’ny baolina kitra afaka 6 na 8 taona. 40 tapitrisa Ariary no hampandehanana azy. Io no nambaran’ny tomponandraikitry...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Lalao Olympika 2008 Nangataka tapakila 200 isika

sur Taratra

        Araka ny nambaran’ny minisitry ny fanatanjahantena, Jean Louis Robinson, omaly tetsy amin’ny Ans Ampefiloha, nangataka tapakila ahafahana manatrika ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Lalao Olympika ny 8 aogositra izao ry zareo teny anivon’ireo...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Cosafa Sénior Cup Tafakatra ihany ny Barea de Madagascar

sur Taratra

         Mbola manohy ny diany eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny «Cosafa Senior Cup» ny Barea de Madagascar. Tafita ihany rehefa nandresy ny Club M Maorisianina teo amin’ny andro farany.  Tafakatra hiatrika ny lalao ampahefa-dalana ny Barea de Madagascar...

- Site : Taratra - Visité 0 fois

Page : 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10



Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony