Rechercher
Site
Publicité
Les Plus visités
Visité aujourd'huiNampanantsoin’ny Filoha Ravalomanana Marc tampoka teny amin’ny Lapan’Iavoloha, omaly, ireo depiote rehetra, taorian’ny lanonam-pamaranana ny fivoriana ara-potoana voalohany. Nambarany tamin’izany koa fa homena fiara tsy mataho-dalana (4x4) avokoa...
- Site : Taratra - Visité 1 foisBetsaka ny mankasitra ny hetsika hataon’ny minisiteran’ny toekarena sy ny varotra ary ny indostria miaraka amin’ny minisiteran’ny fahasalamana amin’ny famongorana ny entana tsy ara-dalàna eny an-tsena. Resadresaka Fanilo, mpanjifa Mety mihitsy...
- Site : Taratra - Visité 1 fois“Test rapide” ahafahana mitily aretina 4 Nampahalalana omaly ny “Test rapide de diagnostic” ahafahana mitily ao anatin’ny fotoana fohy ny aretina Vih/Sida, tazo, tety sy raboka. Ny laboratoara Standard Diagnostic Inc no nampiditra izany eto amintsika....
- Site : Taratra - Visité 1 foisHandray anjara amin’ny andiany faha-11 amin’ny fampirantiana iraisam-pirenena ny vokatry ny asa tanana aty Afrika (Siao), izay hotanterahina any Ouagadougou atsy ho atsy, i Madagasikara. Tombony lehibe ho an’ny mpanao asa tanana sy ity sehatra ity...
- Site : Taratra - Visité 1 foisAtletisma Hiantohan’ny minisiteran’ny fanatanjahantena ireo atleta 24 mianadahy, hiatrika fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny tanora eto anivon’ny Ranomasimbe Indianina (Cjsoi), hotanterahina atsy amin’ny Nosy Seychelles ny 29 jolay ka...
- Site : Taratra - Visité 1 foisMilaza ny hanampy antsika amin’ny lafiny rehetra, indrindra fa ny ara-pitaovana, ny federasiona iraisam-pirenen’ny taranja Kendo izay any Japana ny foiben-toerany, rehefa tafatsangana soa aman-tsara ny ligy na federasiona misahana izany eto Madagasikara....
- Site : Taratra - Visité 1 fois«Kilalaky mi-chauffe». Anaran’ny seho faradoboka hataon’i Tsiliva eto Antananarivo io. Eny Bevalala no hanaovana izany ny 21 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany. Hanohy ny fitetezam-paritra mantsy izy taorian’ny seho tany La Réunion, ka...
- Site : Taratra - Visité 1 foisHiavaka sy ho hafa noho ny fahita hatramin’izay ny fampisehoan’ny tarika Hasina amin’ny alahady 6 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Ccesca Antanimena. Tsy hijanona eo amin’ny hira fotsiny ny tolotra fa horavahana fihetsika...
- Site : Taratra - Visité 1 fois4 jolay 1776 – 4 jolay 2008. Feno 232 taona omaly ny fahaleovantenan’ny fanjakana federalin’i Etazonia. Nosoniavina tao Filadelfia ny antontan-taratasy nanambarana ny fahaleovantenan’ireo zanatany britanika, 13 tao Amerika Avaratra, tamin’izany....
- Site : Taratra - Visité 1 foisKrizy ara-tsakafo ! Izany izao no malaza sy mampanahy eran-tany, indrindra amin’ny tany mahantra. Eto amintsika, ambaran’ny mpitondra mandrakariva ny hoe tsy mbola misy krizy ara-tsakafo eto, ary tsy ahiana ny ho fiantraikan’izany. Fiarovana ara-tsakafo...
- Site : Taratra - Visité 1 fois