Rechercher
Site
Publicité«Tsy mbola tara, omeko 24 ora ny Filoha Ravalomanana mba hampitambatra ny Malagasy sy hifampidinika amin’ny mpanohitra», hoy i Henri Lecacheur, omaly. Nohamafisiny fa tsy fampitahorana izany fa fitiavana. Nanolo-kevitra ny Filoha Ravalomanana ihany koa ity mpanolotsainany teo aloha ity : “Mitsangàna ianao ary henoy ny feon’ny hafa. Aza vakivakiana ny Malagasy. Tsy ianao irery no afaka hamaha ny olana misy eto”. Miombon-kevitra aminy koa ny mpanohitra sasany. “Manohana ny hevitr’i Lecacheur...