Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Recherche sur MadatsaraRechercher

Votre Publicité sur MadatsaraPublicité

Presse Malgache au format RSS

Presse RSS

Fianarana mamily fiarakodia Lafo be ny any amin'ny Faritra

        Sarotra kokoa ho an'ireo te hianatra hitondra fiarakodia any amin'ny Faritra sasany ny hiroso amin'izany raha miohatra amin'ny eto Antananarivo noho ny tsy fitovian'ny vola aloa, ny fandaharana ny andro anaovana fanadinana ary ny tsy fahampian'ny mpanadina. Fantatra, nandritra ny fivoriamben'ny Sendika sekoly fampianarana mitondra fiarakodia eto Madagasikara (Secom) izay notanterahana omaly, fa iantohan'ny mpianatra afaka fanadinana ny vidin'ny taratasy anamboarana ny fahazoan-dalana mitondra...


- Presse : Taratra - Visité 4 fois AddThis Social Bookmark Button







Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Conception et réalisation - Mentions légales -