Madatsara : Tout Madagascar en un clic

Presse Malgache au format RSS

Presse RSS

Ambalavao Isotry Efa-dahy nirongo basy nanafika tranombarotra

Ambalavao Isotry Efa-dahy nirongo basy nanafika tranombarotra Tsy nisy nahetsika ny iray trano. Poa toa izay no nanafihan’ny jiolahy efatra nirongo basy sy nisaron-tava sy nandroban’izy ireo ny volabe tao amin’ity tranombarotra iray, tetsy Ambalavao Isotry, omaly tolakandro. «Tsy mbola nisy fanafihana tahaka ity nitranga tety Ambalavao Isotry hatramin’izay nipetrahako tety», hoy ny mponina iray nanatri-maso ny zava-nitranga omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tany ho any. Niditra tsy...


- Presse : Taratra - Visité 90 fois AddThis Social Bookmark Button







Madatsara 2008 - Actualités Madagascar
Agencement et Intéractivité par Miss. Andy Andrianarivony
Conception et réalisation - Mentions légales -